Mila mitandriana mafy isika @izao fampandriana andrisa izao

1. terrywiui ( 23/06/2010 14:32)
Fampandriana andrisa no ataon'ny Rajoelina @ izao fotoana izao , asiana fety ary somary manadinodino isika fa ny raharaha matahora tsy mijanona tarihin'ny Kl R8 sy ny milisy Ramaroson, io dia midika fa misolelaka etsy sy eroa ry zareo ny Frantsay indrindra indrindra
novalian'i ouioui ny 24/06/2010 09:52
2. terrywui ( 23/06/2010 14:35)
HIN HIN HIN HON HON HON HON HON

KA ELAH ARY TERRYWIIUUUIII FOPLA NY PS ENTINLAH KA IZA NO OLONA DONDROMBELONA HIAINO ANLAH EO ?

3. terrywiui ( 23/06/2010 14:45)
Toi no tena fopla e, izay tia tanindrazana fa ialahy mpivarotra tanindrazana[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/crazy2.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/crazy2.gif[/IMG]
4. ouioui ( 23/06/2010 15:13)
hihihi maty aho tgv , naparitaky ny kil tato indray ny foza klé hihihi
5. diloo ( 23/06/2010 16:53)

HIN HIN HIN HON HON HON HON HON

O ry Rawix, inona ndray ty mihonahonan ty.
I Toi tatsy ambany efa nanao voady. Dia ahoana? Raikitra ndray izany ny ziva mahery sa?
Kalma ihany aloha Toi, fa efa nampirimiko anie ny boomerang-ko e! Hmm!
6. terrywui ( 24/06/2010 06:50)


KA ELAH ARY TERRYWIIUUUIII FOPLA NY PS ENTINLAH NEFA NY RESAKELAH MISEHO MANANATRA BE .....KA IZA NO OLONA DONDROMBELONA HIAINO ANLAH EO ? FA MIVOVOVUUUUU EO FOTSINY ELAH NIANY ...
7. ouioui ( 24/06/2010 07:11)
Hihihi petsa wiwi ,fayyyyy aho e fayyyyy eeee , ny marina ihany no mahamay hihihi, ny hevitr'ialahy anie tainginy BE fotsiny e, hihomehezan'oul fotsiny , hataon'elah-dry zalahy fanalàna hihihi
8. terrywui ( 24/06/2010 07:20)
raha ahavita letsy !!! hatramzao alouha de hanihany sisa hamalianlaisany anah fa tsisy valiny mitombina mitsy na iray aza !...za angah mimeme amlaisany ! le mpanosihosy tanindrazana ireto !!! ary sao ary de mpetraka any ivelan'ny Madagascar laisany ireo e?? mety any ivelany any laisany de tsy zay no mahatonga anareo tsy mahatsapa ny hamamin'ilay Nosy Maintso de manivaiva sy ny manosihosy tsy koà aminareo tsony satria efa mahita ny firenen'ny hafa tsara tarehy any !!
9. ouioui ( 24/06/2010 08:03)
Simban'ny FATY lesiy i Madagasikara , nalaza be izao @ resaka maizina sy tsolotra halatra , vono olona
10. terrywui ( 24/06/2010 08:49)
efa hatramin andron'i dada zany letsy fa tsy mahataitra oul tsony a!!! taloha aza no tena pira ......
11. ouioui ( 24/06/2010 08:54)
SAMBORY TGV MPAMADIKA TANINDRAZANA, MPAMONO MPIRAY TANINDRAZANA
12. terrywui ( 24/06/2010 09:00)
efa mande be ny Tribunal amin'izao ora izao fa mety ho voan'ny ahantona koa i dada ra ny tena izy satri 300lahy mahery no matiny teo AZ/tshitra ireny
13. ouioui ( 24/06/2010 09:12)
La cour a décidé ainsi de renvoyer l’affaire pour la prochaine session qui se tiendra probablement le 28 juin prochain, si l’on tient compte du calendrier de la CCO.
«Aucune notification sur la tenue de la séance d’aujourd’hui ne nous est parvenue…aucune communication du dossier, et méme l’acte d’accusation ne nous a été transmis qu’il y a tout juste quelques minutes avant le procès. Un tel document devrait pourtant étre fourni à la défenze au moins huit jours avant l’audience…aucune notification des avocats à tous les stades de l’enquéte, et pour preuve, c’était toujours à travers les médias que nous avions eu connaissance de l’évolution de l’affaire» ont martelé tour à tour Me Hanitra Razafimanantsoa et consorts.
Vice de fond. Sur le fond, le non respect des trois jours francs - qui n’étaient pas encore expirés hier - suite à un pourvoi en cassation du dossier, a été particulièrement souligné par les mémes avocats. «Il ne faut pas perdre de vue qu’il y a eu mort d’homme. Autant bien réfléchir et mettre tout son sérieux sur ce dossier» plaident les mémes personnes.
14. terrywui ( 24/06/2010 09:27)
COPIE COLLER === EFA ZADRATSY AN'IO HATRAM LE KITIFITIFITRA BE IRY ELAH DE IO NDRAY
15. ouioui ( 24/06/2010 09:52)
Korontana ambony sy ambany ny tribonaly sankalité papa , makà fotoana kely mamaky fa aza maika ny manao valiboraingo fotsiny e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0581