FITSARANA KITOATOA ,PETATOKO
2. ouioui
(
23/06/2010 13:52)
Matahotra mafy anie ry Ony ny FAT e, ataony haingana ny fanamelohana mba tsy afaka ny hilatsaka i R8, tena alahelony mafy io ary ny ezaka rehetra nataony dia ny hanilika an'i R8 ihany, raha mafibe ry lerony nifampitana taminy fa tsy manao fikan'antitra toy izao
3. hery
(
23/06/2010 14:05)
Misy vice de fond et de forme foana io raha tsy mandalo enquete koa i Rajoelina sy Roindefo.
Jereo ny afera Clearstream tany Frantsa. Tsy maintsy nantsoina daholo izay voakitikitika tao hatramin'i Sarkozy...
Jereo ny afera Clearstream tany Frantsa. Tsy maintsy nantsoina daholo izay voakitikitika tao hatramin'i Sarkozy...
4. ouioui
(
24/06/2010 08:50)
Dia ahoana ireto nitarika ny olona natao sorona ireto no miala ho azy fotsiny, MILA FITSARANA TSY MITONGILANA ISIKA MALAGASY
6. Miharena
(
09/07/2010 14:23)
Inona moa ny zavata mandeha eto amintsika eto e?
Raha ny fahitako azy dia tsy hitan'ireo mpitsara ireo akory izay azo hatao amin'ny afera politika toy izao. Toy ny tamin'ni Ratsimandrava ihany io sy tamin'i Ratsiraka tamin'ny 91.
Tsy manana base mitombina ahafahana mitsara ny fitsarana eto amin'ny afera toy itony ary io no araraotin'ny olona mpilalao vahoaka hatrany hidirana amin'ny politika eto amintsika.