Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vuvuzela ( 20/06/2010 21:20)
tena bordel sady mahamenatra mihitsy ireto equipe de france ireto
fahamenarana tanteraka no mahazo ny equipe de france t@ iny faharesena miezinezina iny dia mitady bouc émissaire ry zalahy mpilalao matianina,toy izao no fandefahany raharaha hita fa tsy namely mihit... tohiny
novalian'i vuvuzela ny 20/06/2010 21:46
milamm ( 20/06/2010 16:11)
aiza avy reo lesoka ny fahantrana 50 taona zay
Vers une nouvelle relance socio-politique,economique 1. Ce n'est ni motivation des ressources humaines ni financement des bailleurs de fonds qui manquent pour la relance de l'économie malgache, mais... tohiny
novalian'i ouioui ny 22/06/2010 05:37
hery ( 20/06/2010 14:08)
Tsy hankalaza 26 Jiona 2010?
Raha toa tsy hankalaza ny 26 jiona 2010 ianao dia aza manaiky tsindriana amin'ny hoe tsy tia tanindrazana. Tahaka ny grevy rehetra io. Rehefa misy ny grevy dia tsy miasa na dia te hiasa aza. Tsy hoe t... tohiny
novalian'i ouioui ny 22/06/2010 10:45
Noue ( 20/06/2010 13:23)
AGISSONS ENSEMBLE POUR SORTIR NOTRE PAYS DU GOUFFRE LE PEUPLE MALAGASY ATTEND VOTRE SOUTIEN
[b]50 ans « d’indépendance » ? pas vraiment ! 50 ans de « néocolonialisme » ? certainement Et les 50 ans à venir : Quel héritage pour la géné­ration future ? Que sont devenus le... tohiny
novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:58
LazaDaddy ( 20/06/2010 03:30)
Aza adino ny tantara: HAT
ny "[b]Haute Autorite de Trahison[/b]" dia efa nisy hatramin'ny andron'ny PADESM fa tsy vao 15 volana "[i]Monja[/i]" akory. Io no notoherin'Itompokolahy Monja Jaona mafy kanefa lasa anisan'ireo nanang... tohiny
novalian'i Miguele33 ny 21/06/2010 09:50
falimanana ( 19/06/2010 19:21)
ary iz raha hameno SUJET eto nefa tsy misy KIL an
..............................! nahazo otrinina tam halatra ngamba ty wiwiwi ty!vokarama eto handoto ny sain'ny malagasy... tohiny
novalian'i ouioui ny 22/06/2010 05:45
falimanana ( 19/06/2010 19:20)
MAHARIKORIKO ny mijery ny hevitra avokan'ny FOZAORANA
mankandoha ra wiwiwiwi fozaorana a!hipitsio tany! ... tohiny
novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:39
falimanana ( 19/06/2010 19:18)
MATAHOTRA ny 3mouvances ny FATY
[mydago.com] Matahotra ny ankolafy telo ny FAT ! Publié par MyDago.com le Samedi 19 juin 2010 à 19 h 42 min, rédigé par Solo Razafy Feno hipoka ny kianjan’i Magro Behoririka tamin’ity androa... tohiny
novalian'i terrywui ny 21/06/2010 09:14
3188 ( 19/06/2010 13:23)
21 decembre 2012
mba aona ny hevitrareo momba ity [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=x66Kys40gcA[/youtube] zah alou tsy mahafantatra fa ny hevitrareo .tena marina ve?... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/07/2010 15:22
Noue ( 19/06/2010 09:55)
AGISSONS ENSEMBLE POUR SORTIR NOTRE PAYS DU GOUFFRE LE PEUPLE MALAGASY ATTEND VOTRE SOUTIEN
[size=80](color=red]b]AGISSONS ENSEMBLE POUR SORTIR NOTRE PAYS DU GOUFFRE LE PEUPLE MALAGASY ATTEND VOTRE SOUTIEN CA SUFFIT !!! RENDEZ-VOUS LE 26 JUIN à 13H - MARCHE ET RASSEMBLEMENT - PROG... tohiny
novalian'i ouioui ny 21/06/2010 15:07
terrywui ( 18/06/2010 15:53)
Atsangano ny saina ry olom-pirenena Malagasy !!
vaovao tena mahakasika tanteraka ny fo ary mahafinaritra dia ny nahavitantsika ny LOGO famantarana ny faha 50taona ny fahaleovantenantsika Malagasy ! --Ny fiandrianam-pirenena sy ny Voninahim-pirenena... tohiny
novalian'i swann ny 21/06/2010 09:44
Ruz9 ( 18/06/2010 12:43)
TSY AZO EKENA NY HITARIHAN'NY PHAT NY FANKALAZANA NY FAHA-50TAONAN'NY FAHALEOVANTENA
«Méme les morts ne peuvent reposer en paix dans un pays opprimé.» [ Fidel Castro ] - Message au peuple souffrant de Cuba Tsy ekentsika ny hitarihan’ny filohan’ny FAT ny lanonana fanaka... tohiny
novalian'i koula ny 21/06/2010 16:54
terrywui ( 18/06/2010 12:08)
Ninanengannni i La frantsa nay le...petsa be
Manaiky resy zahay refa voa e!...voa lafrantsa nay mitomany izahay de mody fa tsy be kafara tsony ! vita.......... tohiny
novalian'i diloo ny 20/06/2010 22:24
terrywui ( 18/06/2010 12:03)
Momba an'ireo resaka Tuléar ? ... tsy de mavesatra !!!!
Raha vao vita ny fakana ambavany an'ireo Toko Be Telo de sur fa ho avoaka izy e!!! resaka fampidirana andry zalah ireo anie le izy fa tsisy resaka politika e !!zay no tsy tantin'ireo oul vitsivitsy ma... tohiny
novalian'i terrywui ny 18/06/2010 12:36
terrywui ( 18/06/2010 11:57)
de tapaka zany fa de ny 21 jona no hatao ny Fitsarana an'i dada e!..
Asa na mbola ho afaka nikofoka ndray izy amin'io na tonga de didim-pitsarana no hiandry azy ! -- raha didy mantsy no mivoaka eo fa tsy misy fihemorana tsony dia sur zany fa voakitika ny casier judici... tohiny
novalian'i swann ny 21/06/2010 10:00
terrywui ( 18/06/2010 11:23)
Basy 90 very teny Fiadanana, sady be no nampidirina antsokosoko
Tena gaigy fa refa natao ny FITSARANA an'ireo bodega mpanohitra sy ireo kofy sivily mpanohitra de kobo fa hay basy nampidirindry Momo kely sy manamboninahitra sasany antsokosoko hatramin'ny 2009 far... tohiny
novalian'i terrywui ny 18/06/2010 12:37
infiny ( 18/06/2010 10:47)
Taombaovao Malagasy
Saika mba anontany izay mahalala hoe firy ny datin'ny taombaovao manaraka (2011, raha efa fantatra!!). Misy fomba fanisana azy io ve sa tsy maintsy mpanandro vao mahalala azy? Raha fehezina misy calen... tohiny
tiarah ( 18/06/2010 10:01)
Illuminati - les maîtres du monde
Resaka henoko tatoato io resaka io, hoe vondron' olona mangina mikasa hanjaka eto amin izao tontolo izao atsy ho atsy, taranak' i losifera, efa nisy nahalala bebe kokoa ve fa toa mampatahotra ihany r... tohiny
novalian'i vonynive ny 04/10/2010 10:17
Mpanazava ( 18/06/2010 08:45)
Eken'Andriamanitra ve ny style rehetra?
Hoy i Ratoa [quote] Jehovah iray ihany no ivavahantsika ary Kristy no mpanelanelana; saingy samy manana ny style-ny. [/quote] Eken'Andriamanitra ve ny style rehetra? Ny style eto dia azo atoa hoe fiv... tohiny
novalian'i ouioui ny 23/08/2010 19:49
pikanety ( 18/06/2010 07:53)
mila mihetsika mafy ianareo avy any toliary mba tsy zanaky kala hafa
ianareo avy any toliary no voa mafy indrindra noho ny fahatapahan'ny 10em FED avy any mpamatsy vola UE,isany projet goavana ny hanamboarana an'ny RN 13 (butumage de 450km) ENTRE IHOSY ET FORD DAUPHIN,... tohiny
novalian'i hery ny 18/06/2010 07:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.2455