de tapaka zany fa de ny 21 jona no hatao ny Fitsarana an'i dada e!..
1. terrywui
(
18/06/2010 11:57)
Asa na mbola ho afaka nikofoka ndray izy amin'io na tonga de didim-pitsarana no hiandry azy !
-- raha didy mantsy no mivoaka eo fa tsy misy fihemorana tsony dia sur zany fa voakitika ny casier judiciaire -ny ! ka ny oul efa maloto casier judiciaire dia tsy mahazo mandray anjara amin'ny raharaham-pirenena intsony na mandray asam-panjakana! asa izy zay alou na misy délai na tonga de mandrakizay !
-- fa raha ny fahitako azy alou de "an'irotra" ity raharaha ty !
"resaka serieux tsisy vazivazy! "
2. terrywui
(
18/06/2010 12:00)
efa mandeha amin'izao fotoana izao ny fifampiresahana amin'i afrika atsimo hialokalofany ! fa tokony hampodiana izy hiatrika ireo ota nataony !....
(tsisy hon hon sy hin hin h sy her her her intsony )
3. koula
(
20/06/2010 17:06)
Zan alu zavatra tsy norme mintsy e ,kozy e
4. swann
(
21/06/2010 10:00)
tena mahamay be dada zany ra vo tafiditra eto am tanana kle ..tonga zany de


kayyyy...manaikitra be zany ..
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0396