de tapaka zany fa de ny 21 jona no hatao ny Fitsarana an'i dada e!..
1. terrywui (
18/06/2010 11:57)
Asa na mbola ho afaka nikofoka ndray izy amin'io na tonga de didim-pitsarana no hiandry azy !
-- raha didy mantsy no mivoaka eo fa tsy misy fihemorana tsony dia sur zany fa voakitika ny casier judiciaire -ny ! ka ny oul efa maloto casier judiciaire dia tsy mahazo mandray anjara amin'ny raharaham-pirenena intsony na mandray asam-panjakana! asa izy zay alou na misy délai na tonga de mandrakizay !
-- fa raha ny fahitako azy alou de "an'irotra" ity raharaha ty !