Ninanengannni i La frantsa nay le...petsa be

1. terrywui ( 18/06/2010 12:08)
Manaiky resy zahay refa voa e!...voa lafrantsa nay mitomany izahay de mody fa tsy be kafara tsony ! vita.......
novalian'i diloo ny 20/06/2010 22:24
2. diloo ( 20/06/2010 22:24)


Manaiky resy zahay refa voa e!...voa lafrantsa nay mitomany izahay de mody fa tsy be kafara tsony ! vita.......

Voan'ny tsin'ny malgasy ny reny malalan'i Toi e! Atsy ho atsy koa ho tonga koa ny tsiny manaraka: hihongana ny HAT.
Ataovy aloha izay afahan'ny Toi manararaotra ny mbola maha eo ny HAT. Ao anatin'ny fahanginananay no hikotrehan'ny paik'ady hialan' ny fanagejana FATE. Efa mijoro ny Faritany maro, ary ho fesona i Andry sy Camille Vital. Niezaka hanitsaka sy hampigadra ny Toko be Telo, lery tany Toliara, saingy nangepoka ny tetin-dratsiny. Tsy voavidin'ny HAT ny Mpitsara.Afaka ireo nenjehana ara-politika.
Efa manomboka mavaka aby ny mpanongam-panjakana.Kalma fotsiny oa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7651