Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
terrywui ( 25/06/2010 10:40)
Hono tokoa ho'aho !!..misy fanotaniana kely ity ......
Sa[i]o tokoa ary dia mba oul any ivelan'ny Madagascar any hianareo mahasahy manosihosy ny Hasin'ny Tanindrazana ireo e ?[/i] ohatra hoe oul avy any France na oul avy any Italy any ?? tsy possible man... tohiny
novalian'i karlu ny 26/06/2010 10:02
terrywui ( 25/06/2010 10:17)
J - 1 mahery kely sisa ...Efa vonona daholo ny vahoaka alinkisa sy ny miaramila!!!
Efa vonona ny Fitondrana FAT sy ny miaramila amin'arivony maro ny hanao matso rahapitso !! --efa vory lanona koa ireo vahoaka avy any amin'ny faritany fa ora sisa isaina de ho tonga ilay andro iray t... tohiny
novalian'i terrywui ny 26/06/2010 09:20
maeva74 ( 25/06/2010 09:24)
Miarahaba antsika rehetra!!
Samy tia Tanindrazana avokoa isika rehetra. Tsy resa-politika akory fa vetsom- pahatsiarovana ilay Nosy mamy ihany. Miarahaba antsika Malagasy tsy vaky volo! Tratry ny ASARAMANITRA daholo Gasikarako... tohiny
Ruz9 ( 25/06/2010 06:58)
MBA TONGA SAINA RY FAT AH
Nirodana ilay tsangambaton'ny faha-50 taonan'ny fahaleovantena saika hotokanan'ny PHAT, raha vaoà tsy ela akory izay no nisian'ilay lanonana tsy tomombana teny Andohalo; izay ny fitondrana ihany irer... tohiny
novalian'i rijadolly ny 25/06/2010 15:44
pikanety ( 24/06/2010 21:54)
HO TONGA ENY MAHAMASINA IHANY NY ZANAK'DADA @ 26JUIN
MONDIAL BE FAHAROA IZY NO SADY FINAL MIHITSY EO @ ZANAK'I DADA SY NY FOZAORANA FC @ 26JUIN IZAO ATAO ETSY MAHAMASINA ,Voa vita ny hirampirenena malagasy dia hanomboka ny lalao ,tsoka suflet sy horako... tohiny
novalian'i pikanety ny 25/06/2010 21:36
fijo ( 24/06/2010 19:11)
dinika manokana???
salama e, ary lasa aiz any dinika manokana rahery??... tohiny
novalian'i hery ny 24/06/2010 21:26
RAVJERGA ( 24/06/2010 11:22)
SAKAFO MAMPAVENTY HAINGA NEFA TSY MAMPARARY
Inona no sakafo na fanafody na tambavy na zavatra hafa mampaventy vatana haingana nefa tsy manimba fahasalamana, ary tsy misy effet secondaire.... tohiny
novalian'i guant ny 19/05/2011 05:59
TEGEVE ( 24/06/2010 10:05)
TSY AMPY NAMPIHESONIKO
Tsy ireto ekipa ireto anie dia tena nôfabe mihitsy e, nolaziko fa ho tamy eny hitokany ilay stèle ho marikin'ny 50ans ny fahaleovan-tenantsika , nasaiko tonga tao daholo ny mpitsoka mozika ny minist... tohiny
novalian'i terrywui ny 25/06/2010 10:25
terrywui ( 24/06/2010 10:05)
MIFALIA DAHOLO FA TONGA NY FETY E...TONGA NY ASARAMANITRA OO
AVELAO IREO MPANOHITRA VITSY AN'ISA IREO HITOLOKO SY HANIRERY EO AMORO-PATANA EO FA AVIA ISIKA IZAY VONONA HANOME VONINAHITRA NY FIRENENA HIFALY SATRIA TRATRA IHANY ILAY FAHA50TAONA NAHAZAHOANA FAHALE... tohiny
novalian'i 3188 ny 25/06/2010 15:27
locl ( 24/06/2010 09:22)
26juin
Ary ny Foza aty Suisse toa tsy sahy hanao fety e! Zay koa vonona hanome cadeau azy, fozaorana ao aminy Lac... tohiny
novalian'i pikatti ny 24/06/2010 14:48
ouioui ( 24/06/2010 08:59)
FITSARANA TSY MITONGILANA NO TAKIAN'NY MALAGASY
[youtube]ZTcm8spNoEU[/youtube]SAMBORY TGV MPAMADIKA TANINDRAZANA, MPAMONO MPIRAY TANINDRAZANA AZA MAIKA FA NY TENA FITSARANA NO MIANDRY NAHEMOTRA NY FITSARANA FA TSY MAMELA AN'NY FILOHA RAVALOMANANA H... tohiny
novalian'i pikatti ny 24/06/2010 14:38
terrywui ( 24/06/2010 08:54)
arahan'ny tribunal akaiky ny aferan'i dada !!! satria ....
rehefa tena natambatra kay ny isan'ny oul matiny rehetra hatramin'ny 2002 no ho mankaty de nitovitovy tamin'ny matin'i saddam tamin'ireo kurt ! satria nisy efa ho 5000latsaka kely !! ny tena betsaka d... tohiny
novalian'i terrywui ny 24/06/2010 10:01
ouioui ( 24/06/2010 07:56)
TSY RARINY RAHA NY FATY NO MITARIKA NY FETI'NY FAHALEOVAN-TENA
«Méme les morts ne peuvent reposer en paix dans un pays opprimé.» [ Fidel Castro ] - Message au peuple souffrant de Cuba Tsy ekentsika ny hitarihan’ny filohan’ny FAT ny lanonana fanakal... tohiny
novalian'i terrywui ny 25/06/2010 10:29
terrywui ( 24/06/2010 07:10)
SAHINAREO VE RY OLOM-PIRENENA MALAGASY ? TE HO VOAOZONA VE ?
Malahelo fo !! Ontsa ny Fanahy !! Ory ny saina mieritreritra fa misy olom-pirenena Malagasy izao mamporisika ny olona hanimbazimba ny "Fiandrianam-pirenena" amin'izay resaka politika !! ---NOHO I... tohiny
novalian'i Hagg ny 28/06/2010 07:59
TEGEVE ( 23/06/2010 23:48)
26 JUIN 2010
"Le peuple américain se joint à moi pour féliciter le peuple malagasy lors de la commémoration du 50e Anniversaire de l'Indépendance de votre pays ce 26 juin. [b]Nous soutenons LE PEUPLE MALAGASY... tohiny
novalian'i pikatti ny 24/06/2010 14:41
TEGEVE ( 23/06/2010 20:32)
Constitution de Madagascar 3ème République
Article 46 [i]Tout candidat aux fonctions de Président de la République doit étre de nationalité madagascarienne, jouir de ses droits civils et politiques, et avoir quarante cinq ans à la date de... tohiny
novalian'i Ratoa ny 31/12/2010 17:56
cyril ( 23/06/2010 19:04)
Passat Sw Tdi 140cv.Belle AFFAIRE
Prix : 10 900 € Ville : 54390 Frouard tél:06 15 32 40 21 Année-modèle : 2007 Kilométrage : 109 550 KM Carburant : Diesel Boîte de vitesse : Manuelle Passat Sw TDi 140cv 109550km juillet ... tohiny
novalian'i fozabe ny 02/07/2010 17:13
cyril ( 23/06/2010 19:04)
Passat Sw Tdi 140cv.Belle AFFAIRE
Prix : 10 900 € Ville : 54390 Frouard tél:06 15 32 40 21 Année-modèle : 2007 Kilométrage : 109 550 KM Carburant : Diesel Boîte de vitesse : Manuelle Passat Sw TDi 140cv 109550km juillet ... tohiny
Noue ( 23/06/2010 14:35)
TONGAVA ZAY TSY MANKASITRAKA NY FAT
[b]A VOUS TOUS QUI CONTESTEZ CE GOUVERNEMENT PUTSCHISTE AGISSONS ENSEMBLE POUR SORTIR NOTRE PAYS DU GOUFFRE LE PEUPLE MALAGASY ATTEND VOTRE SOUTIEN [/b] [URL=http://img97.imageshack.us/i/26juinfilaza... tohiny
novalian'i ouioui ny 24/06/2010 09:43
terrywui ( 23/06/2010 14:33)
HO EO AMBONIN'NY LOHAN'IZA MARINA NY TSINY ? ... ERITRERTO IHANY TY MANAONAO FOANA ITY !!!
aiza ny maha-izy anao ry Gasikarako ? terena tsy hanome voninahitra anao ny vahoakanao !! an'iza ny tsiny ? an'iza ny tody ? an'ireo mpaniraka ve ? sa ho an'ireo tsy manatanteraka ? ---TSY AN'NY HAT... tohiny
novalian'i terrywui ny 24/06/2010 10:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5562