Hono tokoa ho'aho !!..misy fanotaniana kely ity ......
1. terrywui
(
25/06/2010 10:40)
Sao tokoa ary dia mba oul any ivelan'ny Madagascar any hianareo mahasahy manosihosy ny Hasin'ny Tanindrazana ireo e ?
ohatra hoe oul avy any France na oul avy any Italy any ?? tsy possible mantsy raha oul tena tia Tanindrazana ka sahy hiteny hoe : avelao any ze Voninahim-pirenena sy Fiandrianam-pirenena zany fa tsy raharahianay izany Fahaleovan-tena zany ee.. ...
mahagaga tokoa !!....

novalian'i karlu ny 26/06/2010 10:02
3. rijadolly
(
25/06/2010 12:43)
avelao any ze Voninahim-pirenena sy Fiandrianam-pirenena zany fa tsy raharahianay izany Fahaleovan-tena zany ee.. ...Iza zao no niteny izany teto? Mamorina fitsiny, milaza tia firenena ve izy dia hitany izany, Ny fandikanao ny heviny no diso be.
4. terrywui
(
25/06/2010 14:37)
rija= retraretra niteny an'izany daholo !! sady niampy fanompana ny firenena mitsy aza izany ! otran'ny hoe zahay hisaona ny firenena amin'izao fetiny zao fa tsy raharaha izay fahaleovantena paty any !!....jereo fa zay no vavandrapika ao ambany ao !!.....
5. rijadolly
(
25/06/2010 15:35)
Izay ilay nolazaiko an' se hoe diso fandray se, fahaleovatena tsy misy no tiany lazaina fa tsy izany, Mbola tsy fahaleovatena no azotsika fa saritsariny ihany, ary tsy isika irery fa Firenena Afrikanina maro tokoa.
6. fijo
(
25/06/2010 20:32)
tsy mbola mahaleo tena ny malagasy satria mbola vahiny no mamalifaly azy,rehefa hifety izy.
7. diloo
(
26/06/2010 01:30)
Mbola la frantsa no miantoka ny karamam-panjakana nandritra ny 17 volana izay, juste hanatsoahina an'i Ra8.Tambitamby no ataony ho an'ny HAT hanaovana fety, hanomezana 4x4 hoa an'ny miaramila HAT, izany hoe hanaovana tapimaso sy hanafenana ny fahorian'ny vahoaka.Araka izany, dia mbola tsy tena mahaleotena tanteraka isika.
Amin'ny frantsa, dia tsy azo atao ny ahatonga an'i Gasikara, hanana toe-karena avec une croissance de 7% ohatra, tahakan'ny t@'ny 2008.Tsy maintsy atao izay maha dépendant économique ny malagasy, @'izay dia la frantsa no mibaiko ny mpitondra tiany apetraka eo @'ny fitondrana.

8. terrywui
(
26/06/2010 09:16)
o ry zalah a!!...mahaleo tena isika malagasy matoa:
-manana ny hiram-pirenena
-manana ny foloaliondahy
-manana ny fiandrianany
ny antony hiankinantsika amin'ireo firenena avy anynivelany ndray dia satria misy ny UI izay manampy ny firenena sous devel (an'isanzany M/car) ka ny rehetra mahazo de mba mahazo isika e !
fa tsisy andevozina ankolaka na mivantana zany tsony izao e !! hatramin'ny nandroahan-dratsiraka ny vazaha rehetra 90% teto M/car nanomboka ny 1975 dia efa malalaka ny Mlagasy , manana ny fahafahany !
fa asakasakareo mbola voazanaka ara-tsaina fa izahay efa afaka ary mankalaza ny fetim-pirenenay !! feteo any ny fetim-pirenenareo any Italy sy France any fa nenay ny fetimpirenena Malagasy ihany no hajainay

9. karlu
(
26/06/2010 10:01)
Tena mitapina mihitsy ny masonao ry teryiiii ,dia hitanao fa mandeha ve izao fiainana an-davana'andro izao,@izao fety izao de mety tsy ho takatrao satria mbola voatampina ny masonao,nefa kosa tsarovy fa misy gasy tsy hafaka mifety any ho any satria very olon-tiana novonoin'ny HAT na nogadrainy;ao koa ny tsy misy saosy , tsoriko @nao fa fomban'ny HAT ny mandroba na manogana ary manampi-maso ny vahoaka ,ohatra tao Marseille de norobain'i Maurice Tsiavonina ny consulat,avy eo nanao fety izy mba hangalana ny fon'ny vahoaka (26 JUIN ) ary farany mody nikarakara boule izy (1000 Euro ny lot ),izany zavatra izany de tsy nataony satria mila maka ny fon'ny vahoaka izy :ny toro hevitro aminareo fotsiny de hataovy ny fety ,raiso izay fanomezana rehetra fa kosa aza manaiky atao fitaovana ka ho lazainy hoe mpomba azy .
10. karlu
(
26/06/2010 10:02)