Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
TEGEVE ( 03/07/2010 12:11)
allons’enfants de la patrie (sans changement), le coup de grâce va arriver (le jour de gloire est arrivé), contre nous le G I C (contre nous de la tyrannie)
[b]Le coup de grâce va arriver[/b] Avec cette hausse vertigineuse du prix des carburants, l’économie du pays connaîtra assurément une accélération à grande vitesse vers les abysses, d’a... tohiny
novalian'i wxxx ny 05/07/2010 14:39
rabaradaka ( 03/07/2010 10:21)
Raha izao moa no ovana katsaka ny vary dia ahoana ?
Ny firenena mihinam-bary rehetra dia kely vatana : Chine, Japon, Indonesie, Gasikara, satria ny rizzine ao anatin'ny vary tsy mampitombo taolana. Dia raha soloina katsaka dia lasa goavana ny gasy sady... tohiny
rabaradaka ( 03/07/2010 10:17)
Valio re tompoko fa sahirana ny saiko e
Maharesy lahatra ve ny vehivavy na lehilahy tsy tiana akory nefa mampitsiriritra ny hanao firaisana aminy... tohiny
novalian'i ledala ny 21/10/2010 20:11
rabaradaka ( 03/07/2010 09:34)
Les secrets de la mort des grands hommes malgaches
Voilà chèrs internautes un sujet que rabaradaka vous exposera d'ici peu sur les secrets de la morts des Grands hommes malgaches. Il s'agit de Ravony Francisque, empoisonné et le Cardinal Razafindra... tohiny
novalian'i fijo ny 04/07/2010 21:43
tiarah ( 03/07/2010 06:17)
Lohahevitra manahirana kely ao amin ny vondrona
Tsetsatsetsa tsy aritro fotsiny fa hoatran ny manahirana maso kely ilay lohahevitra hita raha vao miditra ny vavahadin ny vondrona. Misaotra mialoha amin ny fiaraha miasa ... tohiny
novalian'i ouioui ny 12/09/2010 21:40
hery ( 03/07/2010 00:24)
Grrr Ghana
Rangitra be mihitsy aho tamin'ilay penalty tsy maty tamin'ny 120e min iny kle. Saika tafakatra. tsss... tohiny
diamondra27 ( 03/07/2010 00:23)
bresil
tena tsy nampoizina koa iny nampihintsana an'i bresil iny an[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=Ez4AEd5tV5M[/youtube]... tohiny
vatofototra ( 02/07/2010 20:14)
Gouvernance environnementale à Madagascar : Quel bilan et quelles perspectives? Juin 2010
Gouvernance environnementale à Madagascar : Quel bilan et quelles perspectives? Juin 2010 - Vahinala RAHARINIRINA Docteur en Economie de l’environnement et des ressources naturelles. Chercheur ... tohiny
novalian'i wxxx ny 05/07/2010 14:41
tgvafond ( 02/07/2010 12:15)
NOANA NY PEUPLE ,MANJAKA NY DIDY JADONA, AHILIO ANY @ ZAY NY FOZA
[img]http://www.midi-madagasikara.mg/images/stories/Tchin/250610tchin.jpg[/img] Efa tsy lasa intsony , fanompana razana Malagasy mihitsy izao fomba ataon'ny FAT sy ny forongony izao!!! Raha nitaky fa... tohiny
novalian'i diloo ny 02/07/2010 23:15
terrywui ( 02/07/2010 11:29)
HO AN'I HERY ....
ny politia sy ny hevitra mahery vaika alefa eto de samy manao daholo fa ireo sasany manao otr'ity ve azo ekena ato iany ,tsy tokony miala IP ve ny manao tahak'ity ? sa avela ho bordel ny serasera ? ... tohiny
novalian'i pikatti ny 05/07/2010 15:31
OnyRealy ( 02/07/2010 11:13)
Voa-dalàna avy any @ VONDRONA EROPEANA
[img]http://www.anio-info.com/images/stories/journaux/0107/3.jpg[/img]... tohiny
novalian'i xxxw ny 02/07/2010 17:08
bibidia ( 02/07/2010 11:04)
mi tady sipa mipetraka any Barcelone gasy io
hanao vacances any Barcelone aho mitady sipa gasy toutes ages na dia hanao guide fotsiny aza hitondra fiara aho hijanona any une semaine aho misaotra mialoha e ... tohiny
Noue ( 02/07/2010 09:53)
Mivoaka indray ny devoly ee
[b]Andriamatoa Andry Nirina Rajoelina no nampandoro ilay fiangonana Aglikana[/b] Mbola mitohy ihany ny asan-devoly ataon'ity jiolahimboto sady satana Radomelina ity. Taorian'ny nandoroana : - Olona v... tohiny
novalian'i tgvafond ny 02/07/2010 14:57
terrywui ( 02/07/2010 07:33)
Ny maha TIM and CO azy dia ireto ! tsisy hanalàna mitsy !!!
Tena angadin'ny TIM and CO raha ny : ----- "fisehoana milay , ----- "manambonimbony tena sy miseho manajanaja tena be hoe tena zavatra ----- "rehefa imason'oul fotsiny io fisehosehoana nefa tsisy ... tohiny
novalian'i amfhaja ny 02/07/2010 13:24
ouioui ( 01/07/2010 20:11)
ROHINA DAHOLO IREO MPIONDANA AO @ AMBAZADY PARISY
Nanomboka t@ io fitondrana jiolahy tarihin'ny dahalo Rajoelina dia tsy misy solontena foana hatramin'izao ao, nasaina nakaty i Charles fa tsy nahasahy , izy rahateo efa nihataka (saingy tsy mbola afak... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2010 13:55
terrywui ( 01/07/2010 17:12)
Manifestation : Arrétons le soutien aux Mpanongam-panjakana ...
--Hisy filaharana ataontsika mitazona ny Fitondrana amin'izao fotoana izao hatao eo à Trocadero de mihazo ny Ambassade malagasy ny sabotsy faha - 17 juillet amin'ny 10ora maraina ! mitondrà sakafo m... tohiny
novalian'i fall ny 10/07/2010 18:32
kotokelyko ( 01/07/2010 13:56)
NISY NANOLANA.....
misy namako vevavy zay 26ans, nisy nanolana izy nefa vierge ; ny fomban ndry zareo nefa de ny vady no tsy maintsy mi divierge ny vevavy iray fa rah tsy izy de baraka ho an'ny tena sy ny fianakaviana; ... tohiny
novalian'i sylvaine ny 10/11/2010 13:05
pikatti ( 01/07/2010 12:02)
Ce n’est plus sérieux !
Le public fut partagé entre le rire et la consternation en apprenant le report pour la énième fois de la date des élections. Effectivement, ce n’est plus sérieux ! Par le passé, les transitio... tohiny
novalian'i xxxw ny 02/07/2010 17:01
terrywui ( 01/07/2010 11:29)
MIFANABOSIBOSY HANAO COUP D'ETAT EO RY TIM and CO ...
ATSOINA NDRAY ZAO NY TAFIKA ,NY FJKM ,NY VAHOAKA ZE DONDRONA REHETRA MBA HAMONO TENA DAHOLO EEE.....!! ZANY NDRAY NO ANTSOANTSO ATAON'NY MPAMADIKA TANINDRAZANA IZAO !! .. TSY NAHOMBY TSONY LE TSINDR... tohiny
novalian'i terrywui ny 05/07/2010 14:32
bazylou ( 01/07/2010 10:30)
fa mba inona koa ary tony
siten'ny serasera feno pub avia havanana itony. tsy misy saosy intsony angaha rahery vatorano le..... ... tohiny
novalian'i xxwx ny 26/07/2010 07:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3979