Valio re tompoko fa sahirana ny saiko e

1. rabaradaka ( 03/07/2010 10:17)
Maharesy lahatra ve ny vehivavy na lehilahy tsy tiana akory nefa mampitsiriritra ny hanao firaisana aminy
novalian'i ledala ny 21/10/2010 20:11
2. peta83 ( 05/07/2010 13:23)
Rabaradaka an!
Misy karazany telo ny fitiavana, ireto avy:
* Fitiavana avy am fo; ie grand amour sans condition
* Fitiavana matoatoa; ie oe amour materiel
* Fitiavana fitombenana; ie sexe fotsiny

Ka iza amin'ireo no itanao fa mifandraika aminao??
3. soanja ( 08/07/2010 14:06)
Ny mahaolombelona antsika dia miodina amin'ireto telo ireto: ny vatana, ny saina ary ny fo ( izay itoeran'ny fanahy)

Samy manana ny kilalaony (seho, hetsika) ireo rehefa bolabolaina eo na ifantohana elabe.

Aza resy fa lehilahy!

4. andrywui. ( 11/07/2010 22:23)
tonga lessy dia rabaradao le sipa ,entana mihanahana izany
5. zama92 ( 12/07/2010 08:20)
fa rabaradaka ve lehilahy aloha sa vehivavy ?

fa samy talentako daholo na vehivavy na lehilahy

-de raha mangidihidy de avia aty amin'i zama fa za cool be ,manafaka seriserena . het het het het het ! haingana ary !
6. 3188 ( 14/07/2010 16:51)


Rabaradaka an!
Misy karazany telo ny fitiavana, ireto avy:
* Fitiavana avy am fo; ie grand amour sans condition
* Fitiavana matoatoa; ie oe amour materiel
* Fitiavana fitombenana; ie sexe fotsiny

Ka iza amin'ireo no itanao fa mifandraika aminao??
hatramin'ny 3mois alou fitiavana avy am fo,manomboka 6 mois matoatoa,feno 1 ans dia ilay fitombenana sisa .hihihi!
7. Miharena ( 19/07/2010 07:58)
Ny firaisana ara-nofo dia tsy fandresen-dahatra fanehoana fitiavana tanteraka. Ny manao azy tsy am-piheverana na ny mampifandray azy amin'ny tena fitiavana no mahavery saina ny olona. Ny olona tsy masaka matetika no misalasala amin'ny zavatra ataony rehetra ary mamboly hevitra misafotofoto amin'ny resaka firaisana ara-nofo.

Ny affinité no mampifankatia fa tsy ny firaisana ara-nofo amiko ary mila masaka aby ny tsirairay dia afaka mihanoka tsara amin'izany.
8. xxxy ( 06/08/2010 13:58)
tonga de tairo ao izy rabaradaka fa rehefa tsy lohany ve tsy ho vodiny aaa
9. Rabaradaka ( 11/08/2010 10:56)
Merci daolo an ! Fa rabaradaka aloha dadatoa fa tsy nenitoa e ! Ny firaisana ara-nofo na ilay hoe "eros" dia plaisir mandalo nefa io no tena tian'ny dadatoa. Fa ny tena loza dia ity tia nefa tsy tiana
10. Lejoba ( 11/08/2010 15:20)
misy mahavita ihany dia avy eo koriko be. Dia miady mifandramatra, dia samy maka ho azy. Mifampitady indray rehefa mila, dia miverina toy ny teo: samy koriko dia miady ets
11. ledala ( 21/10/2010 20:11)
misy marina dahola izany saingy ny tena lehibe ary tsy azo atao antsirambina dia ny fitiavana.Famenony ny ambiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2882