Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ouioui
(
09/07/2010 16:57)
Budget 2009
Fa angaha moa ny vola tsy misy budget efa nolaniana tao?? terisaina ve mihevitra fa izay omaly tadiavina omaly dia izay androany dia tadiavina androany dia ny ampitso tadiavina ampitso
Tsia letsy a! T...
tohiny
novalian'i ouioui ny 11/07/2010 04:42
andrywi
(
09/07/2010 16:30)
Izao le fanotaniana ee..ary aza ahodikodina raha tsy mahita havaly !!..
Taiza ary no nahitan'ny Fanjakana "VOLA " nandoavana an'ireto ary ? zay tena valiny alefa fa aza miodikodina azafady !!....
---karamam-panjakana '2taona beizao " = [u]taiza ?
[/u]
---Ireo fourni...
tohiny
novalian'i 3188 ny 11/07/2010 01:05
TEGEVE
(
09/07/2010 14:37)
DIA TONGA SOA AMAN-TSARA ANY LAFRANTSA
Betsaka tokoa isika no tsy mankasitraka ny fiverenan'ny Frantsay handroba ny harena misy eto amintsika na ara-toekarena io na ara-tsaina indrindra ny ara-politika
Misy anefa ny adidiko @ fanohanany a...
tohiny
novalian'i ramarosokina ny 10/07/2010 15:19
jodasy2009
(
09/07/2010 08:15)
Destination finale lol
nandeha fiaramanidina hono ny mpanakanto rehetra teto mada de nisy telo tamin'izay ireo nahalala fa hipoaka ilay fiaramanidina dia tonga dia nivoaka fa tsy nandeha indray! inona tokoa: vao niainga kel...
tohiny
novalian'i jodasy2009 ny 22/07/2010 07:00
wxxx
(
09/07/2010 07:14)
TSY AZO HATAO NY HANGINA
Asa raha tadidinareo fa t@ Rajoelina taloha isakin'ny mody avy any ivelany taloha ireny dia hoe OK ny tany , na voadaka avy tany @ ONU ireny aza dia hoe tena tsara ny tany kah, hitan'olona e, dia nodr...
tohiny
novalian'i ramarosokina ny 10/07/2010 15:24
soanja
(
09/07/2010 01:29)
Toerana be mpanendaka ao Tana
Nisy namako nanoratra ho ahy ity dia tonga saina aho hoe aiza avy tokoa ireo toerana tsara ho fantatra ao Tana ao mba tsy handehanana irery satria efa be ny voa na atoandro aza. Raha efa nisy nanendak...
tohiny
novalian'i soanja ny 15/02/2011 23:26
diloo
(
09/07/2010 00:59)
Miamafy hatrany ny fiainambahoaka
[quote]
Changements en vue dans le rythme de vie de la population malgache avec le prix des carburants nouvellement revu à la hausse. Et ce, malgré le léger recul des pétroliers sous la pression...
tohiny
novalian'i bazylou ny 10/07/2010 09:22
ouioui
(
08/07/2010 20:24)
VOLAM-BAHOAKA NO NALAINA AN-KERINY=VAROTRA TANINDRAZANA
TSY MISY HAFA @ MAFIA NY FITANTANANA NY RAHARAHAM-PIRENENA, VOLAN'HALATRA ETSY SY EROA ,,,,PETATOKO ,,,TSIRAMBINA,,,TSISY MPIKÔTROLE INTSONY FA IZAY HAZO DIA IZY SAMY AO IHANY NO MIHINANA ,,,,NY A...
tohiny
novalian'i ouioui ny 11/07/2010 04:36
sylvain
(
08/07/2010 13:44)
hambivitra ny ainy!
Lany ny paiso an-kady: Kikina ny fanjakana
Mbola hisy sahy hilaza ve fa miakatra ny harin-karena faobe eto amintsika? Mbola hisy olona mpitondra sahy hanome ny fidiran’ny vola vahiny, na ny ambim-...
tohiny
novalian'i Noue ny 09/07/2010 10:30
xxwx
(
08/07/2010 11:58)
Na hifanaraka na ho saziana
Be dohika ny FAT zavatra tsy fantany anefa dia hoe , an'iza ny raharaha , an'ny Malagasy , tsy mety ny fitiavan-tseza satria ny Vahoaka no miantoka , maty mosary ny any atsimo, potika daholo ny zava-b...
tohiny
novalian'i bacouli ny 09/07/2010 10:52
OnyRealy
(
08/07/2010 11:30)
PDS Toamasina PDS Fianara PDS Manakara PDS Toliara Feno FAT PD I Madagasikara
[img]http://www.anio-info.com/images/stories/journaux/0807/3.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i marcus11 ny 17/08/2010 08:35
OnyRealy
(
08/07/2010 11:30)
PDS Toamasina PDS Fianara PDS Manakara PDS Toliara Feno FAT PD I Madagasikara
[img]http://www.anio-info.com/images/stories/journaux/0807/3.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i Picsou ny 14/01/2011 16:36
andrywi
(
08/07/2010 09:24)
tsy maintsy ho avy ny Komisera Eropeana Momba ny Fampandrosoana !!
mbola ny Vondrona Eropeana sy ny ACP alo notonga !!
ary hamory an'ireo ankolafy telo izy !!ny loza anefa dia efa tsy mifanara-tsaina efa ela ireo mpanohitra fa otran'ny efa samy maka ho azy na dia vit...
tohiny
novalian'i bacouli ny 09/07/2010 10:58
vaovaogasy
(
07/07/2010 23:05)
ireo korontana teto madagasikara mitovy fa tsy sahala. Ny tantaa no mitsara
tifitra 1
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=ItxQRxHq3Lk[/youtube]
tifitra 2
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=jxhSNuoG-70&feature=youtube_gdata[/youtube]
tifitra 3
[youtube]http://www.yo...
tohiny
novalian'i xxwx ny 08/07/2010 11:42
saosibe
(
07/07/2010 22:34)
efa tonga le vola tsitokotsiforohana tany @ kely maso fer any soalala
Le Ministre des finances et du Budget Hery Rajaonarimampianina a fièrement déclaré que les 100 millions USD de la compagnie chinoise WISCO ont bien été encaissés par la Banque Centrale de Madaga...
tohiny
diloo
(
07/07/2010 21:15)
Les ambiguïtés d'un 14 juillet africain
Au moment où la France s'appréte à commémorer, le 14 juillet à Paris, le cinquantenaire de l'accession à l'indépendance de quatorze de ses anciennes possessions africaines, un ancien ambassad...
tohiny
novalian'i xxwx ny 08/07/2010 11:38
andrywi
(
07/07/2010 17:41)
Tena marina tokoa fa diso fanantenana amin'ny 3mvs i Ravalomanana
ZAO IZY LASA TSISY FANANTENANA INTSONY HODY FA VAO MAIKA NILENTIKA ANDAVAKA
niditra mivantana tamin'ny tel i dada tam meeting n'ny TIM no nilaza fa diso fanantenana amin'ny fandehan'ny tolona izy ...
tohiny
novalian'i andrywi ny 08/07/2010 17:56
andrywi
(
07/07/2010 09:43)
inona moa no tena antony hitrahan'ny fanjakana ireo Bois des roses ?
--Ataon'ny olona ambetindresaka ny hoe ihinanan'ny FAT ireo vola ireo , zarainy ireo vola azo amin'ny bois des roses sns ....
---nefa mba jereo amin'ny maso tsy miangatra fa ny FAT no mitondra ny fanj...
tohiny
novalian'i andrywi ny 08/07/2010 17:45
ramosekely
(
06/07/2010 21:01)
mitaraina mafy Lieutenant-colonel Charles Randrianasoavina
En marge de la conférence de presse du « cercle de réflexion Fitovinagny », hier, au restaurant « Mon Goûter », le lieutenant-colonel Charles Randrianasoavina a donné un bref aperÃ...
tohiny
novalian'i diloo ny 09/07/2010 21:48
rijadolly
(
06/07/2010 16:54)
inona ny maha samy hafa
Ny maha samy hafa ny DOKOTERA sy ny GISA dia...........
tohiny
novalian'i jodasy2009 ny 13/07/2010 10:50
