Tena marina tokoa fa diso fanantenana amin'ny 3mvs i Ravalomanana

1. andrywi ( 07/07/2010 17:41)
ZAO IZY LASA TSISY FANANTENANA INTSONY HODY FA VAO MAIKA NILENTIKA ANDAVAKA



niditra mivantana tamin'ny tel i dada tam meeting n'ny TIM no nilaza fa diso fanantenana amin'ny fandehan'ny tolona izy indrindra ireo tokony hanambatra hery tamin'ny TIM (3mouvances)


INONA NY ANTONY ???

-----ADY VOLA NO NAFOTAKA TAO AM MAGRO TAO

-----ADY VONINAHITRA SY REHAREHA NO TENA NIMASOANA

-----ADY TOERANA SY SEZA NO NALEFA NA DE MBOLA TSISY NINONINNN AZA


DE INONA NO VOKANY ??? TEZITRA I DADA NOHO IRETO ZAZA MPIONDANA IRETO .... DISO FANANTENANA IZY ARY NALAELO TOKOA
novalian'i andrywi ny 08/07/2010 17:56
2. annie2OO6 ( 08/07/2010 00:08)
fanjakana mandeha ho azy tsara io dia soparan'ireto mpiondana tsy mahay miaina ireo ,aleo hiasa ny fanjakana
3. AndriambyII ( 08/07/2010 00:38)
Aza hitarina be loatra ilay izy ra wuiwui a!!Chaque jour a sa peine !
4. andrywi ( 08/07/2010 08:37)
billy ... sao de nanao palitao manga, maitso ty elah ?
5. andrywi ( 08/07/2010 17:56)
-----ADY VOLA NO NAFOTAKA TAO AM MAGRO TAO

-----ADY VONINAHITRA SY REHAREHA NO TENA NIMASOANA

-----ADY TOERANA SY SEZA NO NALEFA NA DE MBOLA TSISY NINONINNN AZA


fantatr' i dada ankehitriny ny tena marina !

nivoaka aby ny nafenina , fa hay natao tantely afa-drakotra ireo vola falefan'i dada teo amin'ny Magro fa tsaray nisy inona vita akory fa fisarahana aza nohita
...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0904