VOLAM-BAHOAKA NO NALAINA AN-KERINY=VAROTRA TANINDRAZANA

1. ouioui ( 08/07/2010 20:24)
TSY MISY HAFA @ MAFIA NY FITANTANANA NY RAHARAHAM-PIRENENA, VOLAN'HALATRA ETSY SY EROA ,,,,PETATOKO ,,,TSIRAMBINA,,,TSISY MPIKÔTROLE INTSONY FA IZAY HAZO DIA IZY SAMY AO IHANY NO MIHINANA ,,,,NY AMBIKAMBINY SISA HITA ,,, TSY HAY HOE MANKAIZA ,,, MISY KOA NY RESAKA MAMPIHESONA FOTSINY
MAFIA HOY AHO SATRIA IZAY MINISTRA TSY NAHOMBY NIVARITRO FORCE ONE II DIA VOAROAKA DAHOLO,,,EFA TSY VOLA TSINONA DIA MAY NY ENDIM-BOANJO
KINKINA KINKINA
répondu par ouioui le 11/07/2010 04:36
2. wxxx ( 09/07/2010 07:09)
Asa raha tadidinareo fa t@ Rajoelina taloha isakin'ny mody avy any ivelany taloha ireny dia hoe OK ny tany , na voadaka avy tany @ ONU ireny aza dia hoe tena tsara ny tany kah, hitan'olona e, dia nodradradradraina indray hoe tsy mivaky ny miaramila e , hitan'olona ihany, tsy mila ny avy any ivelany e, hitan'olona e ,16mois izany foana anefa notadiaviny,hitan'olona ihany,manam- bola be e, kinkina anefa, hitan'olona e,mifanaraka tsara ny nefa miady an-trano toy foza an- tsobika,hitan'olona ihany,izao indray fampanantenana kintana sy masoandro, iza intsony ny hihaino olona tsy misy ati-doha
3. Noue ( 09/07/2010 10:29)
asa indray aloha zay ho ataony eo fa efa fantatra zao mi-coule eee
4. andrywi ( 09/07/2010 16:42)

VOLAM-BAHOAKA NO NALAINA AN-KERINY



Tena marina letsy io teninlah io fa volambahoaka amina milliers des milliadres ozizy ny tribunal zay no nentin'i dada nitsoaka de iny izy no nanjavona !!.... merci ee
5. ouioui ( 11/07/2010 04:36)
Tena tsisy ati-doha mihitsy ity rangahy ity !! Ny fangalarana vitan-dry tgv no mahakikina ry foza a
Avirana impiry ary VAO tafiditra ao @ loha io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0538