inona moa no tena antony hitrahan'ny fanjakana ireo Bois des roses ?
1. andrywi
(
07/07/2010 09:43)
--Ataon'ny olona ambetindresaka ny hoe ihinanan'ny FAT ireo vola ireo , zarainy ireo vola azo amin'ny bois des roses sns ....
---nefa mba jereo amin'ny maso tsy miangatra fa ny FAT no mitondra ny fanjakana ! aiza ary no ahitana vola anodinana ny machin admin ??
--- tadidio fa amina miliara maro isambolana ny karampanjakana isanysokajiny !! ka vola avy aiza , taiza ary no nandoavana an'ireo hatramin'izay ? mba valio kely izay azafady !! aza valiana boraingona rehefa tsy hita ze amaliana azy !!!

répondu par andrywi le 08/07/2010 17:45
2. andrywi
(
07/07/2010 09:59)
tsy maintsy mihetsika ny fanjakana mba ampiodina ny firenena alou !! sa avela hikatso eo ve ??
-- tsy amin ratsy mihitsy akory ny fitrandrahana bois des roses !! satria taloha ary de ny tanin'olona mihitsy no bodoin'ny TIM (toy ny eo Mahiatrondro/ampefy , ny any Antonibe soalala, ny tao Alaotra manotolo izay efa tafaverina moa ny ankamaroany amizao ...)

3. dofinois
(
07/07/2010 11:02)
Le fait de donner SOALALA à des gens est-il du droit des putchistes SAUVAGES que sont les TGV et les HAT?
COmment sont arrivés les 100 millions de dollards : ce n'est qu'un simple BLANCHIMENT D'ARGENT . Un autre crime comme les BOIS DE ROSE .
L'équipe de BASILE ne sont que des BANDITS qui utilisent des armes dans l'attente de leur emprisonnement ou leur pendaison. C'est une des raisons qui EMPECHENT le FILO de céder le pouvoir et d'appliquer MAPUTO.
Charles lui-m^me OSE DEMANDER SA PART DE CADEAU

4. hery
(
07/07/2010 15:01)
andrywi> Fa angaha raha tsy mahita vola ny fanjakana dia hivarotra tanindrazana? Tadidio ny resaka daewoo e.
5. andrywi
(
07/07/2010 17:10)
mivarotra tanindrazana ve ny fitrandrahana ny harena ankibon'ny tany ? sao de tafaoatra loatra zany ?
--harena ankibon'ny tany ara-dalana toy ny rubis ,safira sy ny sisa ireo bois des roses ireo fa aza avadika mihitsy le resaka !
--toy izany koa ny petrol ,ny rano ny charbons sy ny sisa
"avaho tsara : inona ny harena ankibon'ny tany sy ny hoe inona sy aiza avy no tanindrazana "
sady le fanotaniako tery ambony tsisy mamly hianareo fa zavatra hafa no hiviliana : hoy aho hoe : taiza ary no nandoavana ireo karamampajakana hatramzay ?? sy ny nampiodina ny machin admin (fornitures des bureau sns...)

6. andrywi
(
07/07/2010 17:15)
hoy hery hoe
-mialohan'ny hamaliako an'i hery de te hanotany kely aho hoe : fantatrao tsara moa ny fiandohana sy ny tantaran'io daewoo io?
-iza no saika hivarotra ny1/3 n'i Madagascar ? lasa otran'ny mamo miantso polisy zany le resaka de lasa misavoritaka be !
-i Ingahy Ravalomanana Marc anie ny tena antony 70% nanonganan'ny olona azy teo sy nampitroatra ny vahoka raha tany M/car hinareo dia io resaka saika hivarotra tanindrazana tamin'ny Daewoo io e!! zay no ataoko hoe mivadika tanteraka mitsy ve ny faharenesanareo le vaovao sy ny fijerinareo taty ivelany anle vaovao fa za mbola tao M/car tamin'io resaka io!
--ko no hiova hoe ny FAT ndray no nivarotra ilay tany (?)
Tadidio ny resaka daewoo e.

7. rijadolly
(
08/07/2010 04:33)
Andrywi a! Inona ny ao anatin' se ao e! Mba mijere alavitra ry se fa tsy ny anio a! Mavita ny FAT firy taona ny Bois de rose eto amintsika? Naninona no nandeha ihany ny Fitondrana rehetra teo aloha ary tsara kokoa noho izao aza? Inona no mibahana ny FAT izay mahatonga azy hivarotra an' itsy sy zaroa?
TANY GOAKA SY KARAKAINA NY LOVAN4 TARANA ANY AORIANA, tsy misy intsony ny harena fiandry. Mampalahelo.
TANY GOAKA SY KARAKAINA NY LOVAN4 TARANA ANY AORIANA, tsy misy intsony ny harena fiandry. Mampalahelo.
8. andrywi
(
08/07/2010 08:50)
rijadolly---- f'angaha ny bois des roses iany no harena ankibon'ny tany ?? ary iza no milaza aminao fa ho tsihifina mandrakizay izy ireo !! noho izao tunnel mandalo amin'ny firenena izao no tena antony ilàna ireo harena miafina bedebe eto M/car ireo fa oviana ndray ary !! fa kosa rehefa mandeha tsara ny fankatoavana iraisampirenena sy ny fampindramambola ivelany rehetra dia normal fa ajanona amizay io!!! ny TIM sy ny 3mvs iany anie no mampikatso ny firenena io e!! fingana atsy , fingana aroa !! ka aiza ary zany no ahita vola anodinana ny machin admin ?? sa ho avela ho eo ve ??
mieritrereta tsara !!
mieritrereta tsara !!
9. bacouli
(
08/07/2010 13:14)
Hividianana basy sy bala hamonoana ny samy Malagasy ary hitazomana ny fanjakan'ny mpanjanatany ry dondrina no nivarotana ny bois de rose f'aza manambaka eo a! angaha ny olona tsy nianatra oatranareo daolo no hivarotana saka beloha eo!
Ny vola navelandra8 tao nagalarindreto mpanongana reto mbola betsaka handoavana karama ny mpiasampanjakana !
Ny vola navelandra8 tao nagalarindreto mpanongana reto mbola betsaka handoavana karama ny mpiasampanjakana !
10. rijadolly
(
08/07/2010 16:07)
Andrywi:Fa inona koa no loarana rehefa ringana ny bois de rose?
rijadolly---- f'angaha ny bois des roses iany no harena ankibon'ny tany ??
Andrywi:io teninao eo ambony io zao milaza fa rehefa lany ny bois de rose dia afa indray no tadiavina aringana.
ary iza no milaza aminao fa ho tsihifina mandrakizay izy ireo !!
Andrywi:Amin' vidiny mora ve? Ho lany ihany ny paiso an- kady raha izany no hitondrana ty Firenena ity, Ny anio ihany no fantatry ny tian- tena, raha izany dia hivoaka ny tunnel isika dia avy eo mitontona amin' tetezana tapaka ary dia hiosim- bovoka sy fotaka.
noho izao tunnel mandalo amin'ny firenena izao no tena antony ilàna ireo harena miafina bedebe eto M/car ireo fa oviana ndray ary !!
Andrywi:Ahoana no hitenenanao fa handeha tsara ny fankatoavana iraisampirenena? Tsy misy lalàna mifehy nga ny azy no ampitahorina na ho tambatambazana dia anaiky an' se? Tsy maintsy manao fanadiadiana ry se ny olona vao sahy mampindrana ny Fanjakan' se a! Tadiavin' se ho very monoka eo fotsiny ve ny volany e! Tany misy lalàna mazava sy demokrasia marina ry se vao mety hampindrana an' se ny olona a! Inona no tokony atao? Fifidianana hoy se, ekena, fa saingy tsy tandrametaka tsy misy démocratie ka handeha irery, ny nahatonga ny olana indray no adino tsy ampidirina ao anatin' lisitra.
fa kosa rehefa mandeha tsara ny fankatoavana iraisampirenena sy ny fampindramambola ivelany rehetra dia normal fa ajanona amizay io!!!
Andrywi:Aiza ary se zany? nitondra teo ny olona tsy tsapan' sasany hoe mamingana izy, fa hoe manohitra ny tsy rariny. Zao vao tenenina ny marina heritreretin' olon- kafa, lazaina fa mamingana. Tsy nisy ry se na iray aza ny fitondrana teto ka hoe tsy nisy mpanohitra!
ny TIM sy ny 3mvs iany anie no mampikatso ny firenena io e!! fingana atsy , fingana aroa !!
Andrywi:Asehoy amin' olona ry se ny tena Demokrasia dia ho avy izy, ho tena azony antoka tsara ny Fitondrana a! Mino aho ry Adrywi fa nanao fanadiadiana ny olona matoa tsy mahasahy mandroso hanampy, na hoe hampiasa ny volany eto amitsika satria fanjakana mbola mitsingevana no eto. Hanary vola ve izy?
ka aiza ary zany no ahita vola anodinana ny machin admin ?? sa ho avela ho eo ve ??
11. andrywi
(
08/07/2010 17:45)
ataoko hoe marina ary izany rehetra izany !!!..... manaiky aho zany fa marina ny kozinareo rehetra !!!! de izao ary :::....inona ary izany no tianareo atao ?? ho avela ho azy eo tsisy hiodina ve ny raharahampirenena ?, ohatra fotsiny ny fanamboaran-dalana ataon'ny FER sy ny AGETIP sy ny Programme FAO , FED , PSDR , USAID rehetra efa mandeha ireo ! ho ajanona izany de hiandry ny dongy ataon'ny Mpanohitra eo ! de aona koa ny taratasy ilaina any amin'ny birao rehetra any satria fa sur fa tsy hisy fournitures des bureaux intsony koa izany !!! sa de hoe aleo ho potika 100% any ve i Madagascar no tena tetehina ??