Budget 2009
1. ouioui
(
09/07/2010 16:57)
Fa angaha moa ny vola tsy misy budget efa nolaniana tao?? terisaina ve mihevitra fa izay omaly tadiavina omaly dia izay androany dia tadiavina androany dia ny ampitso tadiavina ampitso
Tsia letsy a! Tsy mpanatona resto du cœur hoatranareo akory ny vola nomanin'i Dada tao saingy samy nameno paosy ry tsivalahara mianakavy dia izao sisa

novalian'i ouioui ny 11/07/2010 04:42
2. ouioui
(
09/07/2010 17:04)
Na hitatatatata be aza ngama izay no zava- niseho , lany nokaramaina miaramila, mpanakorontana ny saosy
Tsy adala anie ngama izany hoe mila olona ampy taona ny mitondra firenena e
Raha manan-janaka ialahy dia fantatry ngama tsara fa tsy handefa ny zanakao vavy hijery dj ny sabotsy alina izy raha vao 13taona, ialahy mantsy olona momba , lahimokana
Izao aza 50taona ny firenen'i ngama mbola ampinanan'ny rajokina biberon, dia izao no mahazo satria tsy feno volana ty kelifingotra

3. terrywiui
(
09/07/2010 19:53)
Mila mihetsiiketsika isika TGV ato @ serasera
Miangavy mafy an'i atoa bazylou , patrick hiaro ny foto- kevitra TGV , mila ny fanampianareo
Misaotra

4. andrywui.
(
09/07/2010 22:40)
Taiza ary no nahitan'ny Fanjakana "VOLA " nandoavana an'ireto ary ? zay tena valiny alefa fa aza miodikodina azafady !!....
---karamam-panjakana '2taona beizao " = taiza ?
---Ireo fournitures des bureaux (amina miliara maro) ampiasaina isam-bolana ,isakin'ny Ministere tsirairay = taiza?
---ny volabe mampiodina ny Fanaovan-dalana sy fikojakojana ny lalana (Agetip , Fer ,Fed Upep , Fao , Usaid ,getz ,fid sns ....) = taiza ?
---ny volabe ampiasin'ny PSDR amin'ireo karazana perimètres irriguées efa valaka be daholo eto amin'ny tanana ireo = taiza ? ,
-- jereo fotsiny ny digue n'Ambohitrimanjaka "ampangabe raha tsy hanaovana appel d'offres isan-taona amin'ny maha efa antitra azy ! de otrizay daholo ireo digue manodidina an'Anantananarivo ireo ! vao fahavaratra defa vita daholo (mamamba, ikopa ,sisaony ,andriantany vizana aby )! volabe tsy toko tsy forohana no avoakan'ny fanjakana isan-taona ao ! = TAIZA IHANY KOA ?

5. andrywi
(
10/07/2010 07:42)
vao manao fopla ny PSEUDO-ko zany de ao amin'ny fipetrahako izany ee (fitombenako)!!.... tsisy VALEUR-ny !!! ..... hon hon hon
6. andrywui.
(
10/07/2010 11:46)
ny tombombarotra azo t@ fahatongavan'ny kassav no hampandrosoanay ny firenenana ,miampy ny- bois de rose ,izahay anie efa mpitondra fa tsy vahoaka intsony e
...hon hon hon hon
...hon hon hon hon
7. ramarosokina
(
10/07/2010 15:17)
ASAINA MATETIKA RY KASSAV FA TSY MISY MAMELY MIHITSY NY MPANAKANTO MALAGASY , VENDRANA DAHOLO AFA TSY SARERAKA IHANY Hé Hé Hé
8. ouioui
(
11/07/2010 04:42)
Lanilany fotsiny ny vola !!! Raha ireny vola izao no nikarakaraina ny université dia tsy hikatona fa izao milelaka mankary mankeroa nefa mbola daka voudy foana , ty ve tsy fay hihihihi