Be dohika ny FAT zavatra tsy fantany anefa dia hoe , an'iza ny raharaha , an'ny Malagasy , tsy mety ny fitiavan-tseza satria ny Vahoaka no miantoka , maty mosary ny any atsimo, potika daholo ny zava-boary any avaratra atsinanana,jiolahy mitam-basy ny any avaratra, kidnaping ny mameno eto renivohitra , ny loto sy ny vidin-javatra tsy laitra intsony, ny tsy anasa no mameno ny tànana, ny miaramila manao ramatahora lava, ny mpanao gazety tampenam-bava avokoa
Tonga ny SADEC ary mamporisika hatrany sy manainga ny sté sivile hanohy ny efa niarahana nosiniavina ,ny firaisan-kinam-pirenena fa tsy ny hambom-po diso toerana
F a naninona moa no tsy napiharina le sazy navoakan'ny Union Européenne ireny ???fanadaniampotoAna fotsiny ny AMbony fa tokOny efa ela ireo no saziana (sanction individuelle ),transition 3 mouvances dia ampy fa inona moa ny antony hiraha-miasa @ mpanongampanjakana ??? ny tsy hiala eo ange no tetiny é! tsy efa tonga @izany hatry ny ela ve ry zareo!!! Tsy tokony lalaovina ela otra io fa hampiharina haingana ireny sazy ireny fa mahantra ilay vahoaka natao tohatra fiakarana lava !!!