DIA TONGA SOA AMAN-TSARA ANY LAFRANTSA

1. TEGEVE ( 09/07/2010 14:37)
Betsaka tokoa isika no tsy mankasitraka ny fiverenan'ny Frantsay handroba ny harena misy eto amintsika na ara-toekarena io na ara-tsaina indrindra ny ara-politika
Misy anefa ny adidiko @ fanohanany ahy eto @ ity sezako ity dia izany no nandefasako ireo miaramila handady eny champs elysée ny 14 jiona ho avy izao , ho fanehoako tanteraka ny voninahitra ho an'ny mpanompoko, hiverina hatao exposition daholo izay zanatany smba ho reharehan'ny mpanjakana fa nofy ihany izany 50 taona ny fahaleovantena izany
Izaho aloha tsy te ahalala izay mahazo anareo ao ry malagsy fa ny ahy ihany aloha no jereko avy eo isika vao miresaka
Fa hono hoy aho ry ramaroson , manao ahoana tokoa ny vahoaka ao ??? voabedan'ialahy daholo ve ry kol r8 ny vahoaka ??? ho hampakariko grade daholo izay mahafetsara tsara ireo mpimenomenona ireo fa aza matahotra e!!!
Ry miaramila malagasy omeo ny TOMPONAREO NY VONINAHITRA SY DERA, MAHAIZA MIONDRIKA TSARA , MAHAIZA MITORAKA SALUT
VIVE MPANJANAKA RENIMALALA
2. andrywi ( 09/07/2010 16:38)

Tezeve a..! hanao matso eny elysée letsy ny bodega dago fa ela ny ela a!... efa misy tonga ry zalah zao !!...
-- efa misy miaramila roalahy zao efa tonga ato amiko ato hanao matso ny 14 juillet (tena marina) !!! faly be ry zalah fa nahita tour eiffel hono de mbola entinay sy rapika àgogo koa ry lerony fa rapika hono no mipondre ozizy !!..

-- raha misy te hanasa andry lerony nareo de lazao de mifanao fotona e..
3. ouioui ( 09/07/2010 16:53)
Olona hilentika aty daholo ireo ry ngama a , misy 3 ny ato amiko ato fa samy milaza ny hitady lalana hitsoahana daholo, milaza mihitsy ary ry zalahy ao fa tsy mahavoa ny R8 lavitra i Rjou
4. andrywi ( 10/07/2010 07:44)
le 3 ao amlah angamba i Yves aimee sy i harinaivo ary manandafy oo??? ompio ao marina ireo letsy tsy hiverina aty amn tanana aty fa goagoaka fahatany aty a!...
5. ramarosokina ( 10/07/2010 15:19)
MBA JEREO TSARA ANY IREO BANDY IREO SAO MIDESERTA ANY KOA EFA MISY BOAIKELY 2ème classe F.Andriajah... nandositra any fa raha miverina aty dia tonga dia vitainay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1107