Destination finale lol

1. jodasy2009 ( 09/07/2010 08:15)
nandeha fiaramanidina hono ny mpanakanto rehetra teto mada de nisy telo tamin'izay ireo nahalala fa hipoaka ilay fiaramanidina dia tonga dia nivoaka fa tsy nandeha indray! inona tokoa: vao niainga kelikely ilay fiaramanidina dia nirefotra! iza avy ary ireo mpanakanto tsy tratran ny loza ireo???
2. tess ( 09/07/2010 13:13)
afa-po
3. rijadolly ( 09/07/2010 17:52)
ohatry efa henoko izay fa toa i bodo ny iray,...Andraso aloha a!
4. rijadolly ( 11/07/2010 04:12)
Tarika "ZAY" koa...
5. jodasy2009 ( 13/07/2010 10:46)
kely sisa... saika izay!!! ny iray ihany no marina
6. jodasy2009 ( 17/07/2010 07:44)

dia tena tsy misy mahita mihitsy ve? f'angaha dia sarotra be izy izany! efa marina ilay Zay ry rija ah! artista 2 sisa tadiavin'ise
7. jodasy2009 ( 22/07/2010 07:00)
alaeo rangah valiako fa tsy misy mahay mihitsy ah: zay bessa njila (izay be sanjila) ireo le artista tsy maty tamin'ilay fiaramanidina nipoaka e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3514