Izao le fanotaniana ee..ary aza ahodikodina raha tsy mahita havaly !!..

1. andrywi ( 09/07/2010 16:30)


Taiza ary no nahitan'ny Fanjakana "VOLA " nandoavana an'ireto ary ? zay tena valiny alefa fa aza miodikodina azafady !!....

---karamam-panjakana '2taona beizao " = taiza ?

---Ireo fournitures des bureaux (amina miliara maro) ampiasaina isam-bolana ,isakin'ny Ministere tsirairay = taiza?

---ny volabe mampiodina ny Fanaovan-dalana sy fikojakojana ny lalana (Agetip , Fer ,Fed Upep , Fao , Usaid ,getz ,fid sns ....) = taiza ?

---ny volabe ampiasin'ny PSDR amin'ireo karazana perimètres irriguées efa valaka be daholo eto amin'ny tanana ireo = taiza ? ,
-- jereo fotsiny ny digue n'Ambohitrimanjaka "ampangabe raha tsy hanaovana appel d'offres isan-taona amin'ny maha efa antitra azy ! de otrizay daholo ireo digue manodidina an'Anantananarivo ireo ! vao fahavaratra defa vita daholo (mamamba, ikopa ,sisaony ,andriantany vizana aby )! volabe tsy toko tsy forohana no avoakan'ny fanjakana isan-taona ao ! = TAIZA IHANY KOA ?
novalian'i 3188 ny 11/07/2010 01:05
2. andrywi ( 09/07/2010 16:32)
ankoatra izay ny vola fisotroan-dronono izay mivoaka bojo fa tsisy tambiny asa (tsy hoe mandatsa fa karazana tsisy tambiny koa ireny fa vola mivoaka maina ) = TAIZA KONIKOA ?
3. andrywi ( 09/07/2010 16:33)

--Ny fanaovana foto-drafitrasa madinika na salantsalany anefa etsy andaniny tsy mitsahatra ! toy ny fanaovana na rehebilitation -na ecole , hopital , camp na miaramila , ministers rehetra ) = Vola Taiza konikoa ?
4. rijadolly ( 09/07/2010 18:05)
Tany amin' ilay mpiatsaravelatsihy, mody hoe tsy manaiky an' Fitondrana io ho ren' Firenena mikambana nefa any ambadika mamahana amin' sotrokely...efa vita marina ve ilay sonia fifanarahana 50 taona manaraka????
Tany amin' Bois de rose mivoaka an-tsokosoko ka any Comores vao hita.

HS: somary aolako kely aloha ty ry Andrywi a! Bois de rose ve io batain' se io sa inona?
5. bacouli ( 09/07/2010 19:36)
Tena mapalahelo enao ry andrywui fa mba mianara fa ny babakoto aza tsy azo ambakaian intsony ,ary taiza ty fitondrana @basy harovanao no mahita volabe hAndoavana ny karaman'ny miaramila hatao hamono ny samy Malagasy ??? AIZA ENAREO NO mahita vola hividianana basy sy bala ???aIZA DAOLO NY VOLABE PRIME SAIKA NOMENDRA8 ny miaramila taloha kelin'ny nialany teo ???
,iza no mpamatsy an'izany fa volabe lavitra noho ny karaman'ny mpiasampanjakana lasiroa raha mihoatra ny vola lany hividianana bala sy basy SY HANAKARAMANA VOLABE MIARAMILA HITAZOMANA FANJAKANA NAGALARINA!!!
Mba misaina hita miitsy ilay niveau -nao fa ambany olona hasaina mivovo dia manao na ny fiteninao aza "taiza konikoa" taiza koa ny fiteny fa tsy "konikoa " izany tsy teny gasy ,mapalahelo fa na ny olona arahinao aza moa vendrana ka vao maika enao hasaina mivovo eto ,Mba misaina !!!fa ny @izao aloha Mcar lasa niverina colonie tsy fidiny satria ny basy no miteny !!!maika hangalan'ilay mpihatsaravelatsihy izay ilainy fa refa lany ny harena tsisy ho an'ny taranaka dia mifafa ny kihony" konikoa ",mbola tsy tonga saina ihany hoe i "diviser pour régner" ny ambadik'izao coup d'état izao!!!fa domelina hataony marionnette fotsiny !
6. diloo ( 09/07/2010 22:22)
Tany amin'i ikialafohy(oréal), i mbola ho re(orin'asa), i mihisa(solitany), ilay ben'ny tanana kandida Neuilly 2007, lehiben'ny mpanjanaka ankehintriny: zafikelin'i louis de funès iny no sady talehan'i fingotra.
I rawix no mpitatitra ny valise diplo ho diovina ao Iarivo.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
7. diloo ( 10/07/2010 00:12)
-ikialadalafohy fa tsy ikialafohy akory fa diso (béte en court, bettencourt).
-mbola ho re (bollore)
-mihisa (total)
hi hi hi.
8. andrywi ( 10/07/2010 07:41)
tsy misy milaza anie hoe ovay ny resaka ry zalah reto e....
---- le fanotaniana hoa valiana :... tsotra be le izy !!....taiza ary oa no nahitan'ny fanjakana vola be aminanjato miliara maro nanaovana an'ireo activités ireo ???
izay le fanotaniana zay!!! ....

de izay valiana fa aza miodikodina sy manao valy boraingona tsisy dikany otran'ny ataon'ny sasany resy ara-kevitra ao reo e hon hon hon hon hon
9. andrywi ( 10/07/2010 08:40)

Taiza konikoa no nahitana volabe nanamboarana ny hopitaliben'ni Tamatave = Taiza KONIKOA ?
10. bacouli ( 10/07/2010 08:52)
Avy dia potsiro @voamasony ry diloo fa olona tsy dia nianatra loatra tony andrywui itony a!raha hataonao hakamantatra toy izao tsy ho takatry ny lohany miitsy, dondrina noho ny dondrina hoy ilay iraika lahy lahy izay ,tany @dry mena sofina ,mpanjanaka ny vola ry dondriniste a! mody fanina lava eo !refa tsy mahazo dia mandeha miverina cp any antsekoly sa matahotra ny tsy hahazo karama vary manta !mampalahelo ilay toetsaina indrisy fa miaro ny tombotsoan'ny vahiny ! mampahonena fa @izao andro mazava izao mbola misy olona ohatr'izao foana ,aiza moa MCAR tsy hianjera any ankady ! eise é!
11. andrywi ( 10/07/2010 08:56)
hon hon hon aza entim-po fa tsisy zavatra mazava tsony ny lazain'i bakoly fa otran'ny olona avy nanamaina zany !!.....

izao le fanotaniana de aza avadibadika otran'i diloo efa manao copie coller io tsony !


---- taiza oa no nahitana an'ireo vola amina miliara amanjatony naniodinana ny machin admin tao anatin'ny 2 taona ? zay fotsiny ....
12. andrywi ( 10/07/2010 08:57)

---- taiza oa no nahitana an'ireo vola amina miliara amanjatony naniodinana ny machin admin

tao anatin'ny 2 taona ? zay fotsiny
....
13. bacouli ( 10/07/2010 09:11)
Olona tsisy classe tony ry diloo fa avelao a! OLONA TSISY CLASSE TONY fa hasio teboka @izay! na ritra aza ny ranon'ikopa tsisy hiditra @lohakeliny aza mamaly ny dinika olona otra'itony aleo hivovo irery eo @sisa f'aza midina NIVEAU ohatra itony ,voakarama vary manta tony ,avelao hivovo irery eo fa refa reraka ve io tsy hangina ! maninona no be fanontaniAna MIAMPANGA TENA OHATRA IO !!! manetsika heloka mbola ho avy ny sazy f'aza be fanontanina loatra fenoy halatra aloha ny paosy dia ho hita eo ny manaraka !
Na dia olona tsy nianatra inona aza dia tsy hahay ny hatao hoe mena sofina ,be devoly enao sady ambany loatra ny niveau-nao dia mitenena irery eo @sisa fa hataon'olona fihomehezana taolana ny nify !!!
14. andrywi ( 10/07/2010 09:29)
hin hin hin hon hon hon BAKOLY ooo!.... aza tezitra mou e!.. politika anie no eto fa tsy ady e!.. ka na misy aza mampisendaotra de toneo ny fo !! na misotroa mitsy alou rano mangitsy kely de afaka io !....


le fanotaniako ve no tsy zakan'i Bakoly ?? tsy hita ze amaliana azy ?

atao akory e! toneo tsara ny fo de valio amzay le izy hin hin hin hin
15. diloo ( 11/07/2010 00:28)

tsy nianatra loatra tony andrywui itony a!raha hataonao hakamantatra toy izao tsy ho takatry ny lohany miitsy

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
Izao ilay izy ry Bacouli an, en fait efa nisy resaka momba an'i rawix. Asa raha tadidinareo tamin'ny volana mars teo, tamin'izy voatery naterina tany amin'ny 18 kilometatra. Somary misy troubles de l'esprit izy. Izany no mahatonga azy mamerimerina isaky ny ps: les mémes phrases, les méms manies, les mémes questionnements stupides et enfantins.
Vao avy nahazo perma izy ivoaka ny toby fitsaboana.
Koa rehefa nahazo torohevitra tamin'i dokotera psychiatre nitsabo azy, dia hoy izy:
ny thérapie mahasitrana an'i rawix, dia avelao izy amerimerina izay tiany ho ambara. Traitement par thérapie d'aversion no atao aminy. Izany hoe te ampiseo izy fa te ho lehilahy lehibe matotra. Ary satria izy somary agité be rehefa maneo ny heviny izay tsy misy lohany sy vodiny, avelao izy anindry ny heviny izay d'ailleurs itantsika miverimberina isaky ny ps. Izany no maha tonga azy lasa étranger be amin'ny heviny sy ny fomba fisainany , raha mandinika akaiky be ny soratra ataony. Somary pelaka izay mantsy izy, ary tsy fantany raha lahy na vavy izy.
I fingotra koa dia mitovy aminy. Te ho lehilahy lehibe izy saingy na ny soniany aza tsy fantany akory.
Avy eo ny dadany indray no heveriny ho zaza, ary izy no nangataka atao ray-aman-drenin'ny dadany ihany(tadidinareo iny resaka iny: tsy vonona hilatsaka filoha aho, fa kosa ataovinareo izaho no ray-aman-dreninareo).
Rehefa tsy mahataty critiques, dia ny fampiasana basy no ampiasana voalohany sy anagadrana ireo tsy miombo-kevitra aminy. Raha ny vazaha ohatra mangataka ny hamoahana ireo mpanao gazety otages any afghanistan efa ho 193 andro izay, ny an'i andry TGV kosa, dia nataony otages ao amin'ny Nosy misy antsika ireo mpanao gazety sy gadra politika.
Lehilahy tena mijoro ve i rawix sy i TGV=Tsia
Ny tena lehilahy mijoro, tsy mila mampiasa basy raha te hifanandrana.Ohatra i Jean Luc ao amin'i RFI, tsy mila nampiasa basy raha nifanandrana tamin'ny dadatoan'i rawix, i rasarla marovava, nigainy tamin'ny vozon'ankanjo tao ivato.
Matoa i andry TGV mamporisika ny fampiasana basy dia olona matahotra, lâche sady pelaka.
Matoa i andry TGV manome baiko amin'ny miaramilany ampiasa basy hamoretana ny vahoaka, eny na dia ireo vahoaka orange nanohana azy aza, izay tsy rarahiny intsony satria azony ny fitondrana dia nofirany avy eo; eny na dia ny frère de lutte-ny aza, i Roindefo.
Eo no blem-n'i rawix sy andry TGV, voan'ny aretina pelakisma izy mitsama reo.
Koa aza gaga i Bacouli, raha miverimberina ny etsy sy eroa ny hevitr'i rawix.
Raha mamaly azy aho, dia mody manome toerana tsara lasitra ho azy.
Tsy te hanao erreur aho tahaka ny nanjo an'i patrick2002, izay tena akamako tsy miombok'hevitra amiko, ary samy efa tafaraka izahay mitsama nanao vendredi joli sy sabotsy magnifique teny Mahamasina. Saingy nisy pari nataonay fa ny 1euro ho lasa 50000ariary hoy izy. Tsy tanteraka ilay pari, dia lasa niverina any Canada, dia tsy hita intsony.

Izaho manokana, mila an'i rawix eto amin'ny sera, ilaina manko ny mitsiky dia ampy, ary rawix no mampitsiky ahy ha fanalako andro. Indrindra fa izao lery mamerimerina ny hiran'i Henri Rasimbazafy manao hoe: Taiza, taiza, taiza indray ianao, ny marina lazao.[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mini-sourire-4829.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG]
16. 3188 ( 11/07/2010 01:05)
underline text tsy tadidiko ndray iny an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2021