Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
diloo
(
20/07/2010 22:20)
Dissolution de la FIS : Méme demande d'Amnesty International et du Parlement européen
Io lohateny io dia notsongaina tao @'ny Midi Mada ny Mardi, 20 Juillet 2010 00:00
Ireto no hevitra azontsika dinihina:
-l'ambassadeur de France a déclaré haut et fort que [b]« le respect des dro...
tohiny
novalian'i Noue ny 25/07/2010 17:33
andrywain
(
20/07/2010 15:55)
andrywui sy noue hon hon hon
tena tara be @ i noue sy i mialy i ra wiwi nefa ampirafisin i vatofototra sy ny hat
hon hon hon
hinn hin hin
jereo ito
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=NyenRL_vbBk[/youtube]...
tohiny
novalian'i pengiun ny 27/07/2010 06:56
mpanazava
(
20/07/2010 14:05)
Afaka mitory teny ve ny vehivavy?
Misy ny namako izay velon-taraina hoe:" Gaga sy tezitra aho satria tsy mbola misy fiovana foana, Mbola tsy tendrena ho mpitondra fivavahana foana ny vehivavy ato aminay". Fahatelo izay nisy olona nite...
tohiny
novalian'i soanja ny 04/08/2010 18:05
ramarosokina
(
20/07/2010 12:53)
Manandrama kelky ny tsy mihinana hoe ry zareo!
Mananinona moa raha asiana andro iray mba tsy hisakafoana dia ho tsapanareo tsara fa tena mazàna be,
Dia izay no zava-mahazo ny Malagasy maro an'isa @ izao fotoana izao, tsy mbola nisy nangidy hoat...
tohiny
novalian'i xxwx ny 26/07/2010 08:08
RAVJERGA
(
20/07/2010 10:02)
VACANCE
Inona no toro-hevitra omena asaina ataon'ny ankizy @ izao grande vacance izao ?...
tohiny
novalian'i soanja ny 31/07/2010 00:18
ravalotgv
(
19/07/2010 19:23)
misaotra an ireo namoha trano sniff tchrouff
tsara rehefa maka modely mamoaka gadra politika fa tafaverina eto @ politika indray aho
asiana revingadra kely aloha fa zay izao no hainay
sniff
tchroufff
...
tohiny
cartina
(
19/07/2010 18:04)
kilalao
ity misy akamatatra inona ray izany ,matory mioka manangape...............,de inona ny valiny...
tohiny
novalian'i artefy ny 22/07/2010 06:58
cartina
(
19/07/2010 18:01)
kilalao
ity misy akamatatra inona ary izany, matory mioka manangape............de inona ny valiny...
tohiny
novalian'i artefy ny 22/07/2010 06:57
arialy
(
19/07/2010 15:22)
miala tsiny am debanni
tena miala tsiny am ny oul débanni rehetra fa nanao fausse manip za, naika hanala ban iray de ilay nettoyage no voatsindriko.
mazotoa daolo é ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 27/07/2010 02:10
pskl
(
19/07/2010 12:38)
fanamboarana faire part mariage
tiko oé izahay 2 iany no manamboatra ny faire part-nay..
Mba izarao expériences raha misy efa nanamboatra ny azy koa : inn ny logiciel nampiasaina sns...
Misaotra mialoha.....
tohiny
novalian'i andy79 ny 13/10/2011 19:27
Bhiou
(
18/07/2010 20:31)
Faniriana
Ohatran'ny mba manana hevitra za hoe maninona moa raha mamorona [b]"choral SERA"[/b] isika mpisera eto? mba faniriana ny ahy fa raha misy vonona hanohana dia ataontsika ilay izy.
Ny tenako aloha dia...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 24/07/2010 14:43
sapoty
(
18/07/2010 19:05)
ohabolana
tohizo ary ohabolana ity raha misy mahay de mahazo kado,SADI SARIAKA NY BEHANIHAN,...............
tohiny
novalian'i sapoty ny 12/09/2010 22:12
rijadolly
(
18/07/2010 18:43)
Fotoana fandinihan- tena izao...
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=ZPze9iS8bvU&feature=related[/youtube]...
tohiny
novalian'i xxwx ny 26/07/2010 08:09
cartina
(
18/07/2010 18:37)
kilalao
inona ary izany,matory mioka manangape...
tohiny
novalian'i cartina ny 22/07/2010 07:03
AndriambyII
(
17/07/2010 18:39)
L'Afrique du Sud VS Madagascar !
L'afrique du sud a plaidoyer pour un siege permanent à l' ONU , une place qui revient d'honneur à Madagascar d' après les experts en matière d'histoire civilisationnelle socialisante .L'AFS de Jac...
tohiny
PrZafy
(
17/07/2010 06:25)
ANTONY TSY HANAOVANAY NY "SANTATRA"
Voalohany indrindra aloha dia aoka hazava fa raha ny momban'ny bois de rose tsy mazava foana hatramin'izao dia ao raha (ny bois de rose tratra farany tany Comores), tsy inona akory fa ny anaran'ireo m...
tohiny
novalian'i swann ny 19/07/2010 12:42
vale
(
16/07/2010 22:08)
vermicelles
Bjr,
mangataka fomba rehetra azo ampiasaina ny vermicelles ( ankoatry ny anaty nems sy ny atao anaty lasopy raha azo atao ) misaotra mialoha ô!...
tohiny
novalian'i vale ny 07/09/2010 16:56
vatofototra
(
16/07/2010 18:32)
TELECHARGER Enquéte exclusive - Situation bois de rose mars 2010
TELECHARGER Enquéte exclusive - Situation bois de rose mars 2010
- Historique, nom des exploitants avec les quantités respectifs, les noms des clients à l'étranger, les banques, les caboteurs-...
tohiny
novalian'i Noue ny 20/07/2010 07:16
falifenosoa
(
16/07/2010 18:23)
Madagascar et son cycle «destructeur» part un petit DJ de merd
Les critiques non dissimulées du représentant français visent en premier lieu Andry Rajoelina qui a renversé Marc Ravalomana. La France lui reproche cette accession au pouvoir non-démocratique....
tohiny
novalian'i andrywui ny 17/07/2010 16:48
Radidier
(
16/07/2010 14:43)
Mankahery anareo hatrany izahay aty
"Ny kibo hono tsy mba lamosina ary ny tsinay tsy mba vatsy" ,"raha noana ny kibo mivezivezy ny fanahy", "tsy ny kely atolotra no jerena fa ny fo manomé"
Misy vary 50 tonnes ho anareo ao Vatovavy Fito...
tohiny
novalian'i vale ny 16/07/2010 21:26
