Manandrama kelky ny tsy mihinana hoe ry zareo!
1. ramarosokina
(
20/07/2010 12:53)
Mananinona moa raha asiana andro iray mba tsy hisakafoana dia ho tsapanareo tsara fa tena mazàna be,
Dia izay no zava-mahazo ny Malagasy maro an'isa @ izao fotoana izao, tsy mbola nisy nangidy hoatran'izao ny nahazo ny sarabambem-bahoaka , tsy mbola nisy fifankahalana hoatran'izao!
Nanomboka t@ ireny 07/02/2009 iereny dia lasa nangalatahaka ny fomban'ny Rajoelina daholo tsy antitra tsy tanora samy lasa gaigy daholo, soa ihany fa misy ireo Malagasy izay mbola mitsinjo lavitra
Miangavy ny jeneraly Faly Rabetrano lehiben'ny Bianco mba hanao fanambarana haingana tsy misy fepetra ny mpanao kolikoly sy mpanao afera bois de rose mba hatolotra ny fitsarana
MAIKA BE

novalian'i xxwx ny 26/07/2010 08:08
2. hery
(
20/07/2010 13:32)
Ny teto amin'ny serasera koa mbola tsy nisy tahaka izao hatr'izay nanaovana. Clone etsy clone eroa. Maka toeran'olona daholo. Tahaka an'i Rajoelina manao prezidà dia lasa koa ny sasany manao an'izatsy sy i zaroa.
Taloha izahay, rehefa nisy tsy tianay, dia niteny izahay, ary t@ anaranay no nitenenanay. Amin'izao ny sasany raha te hilaza ny hevitr'i Ramaroson dia manao ps ramaroson. Raha te hilaza ny hevitr'i Rajoel dia manao ps rajoel. sns :-) Kanefa azo atao tsara mihitsy ny manoro hevitra sy milelaka andry zalahy ireo tsy mitondra ny ps ny anarany.

3. diloo
(
20/07/2010 15:14)

Hery: hihihi lol
4. cyril
(
20/07/2010 15:32)
Ho anay tsy mpahay politika aloha dia aleonay izao e,
mba misy sarin'ilay olona hoe hay ve io izany e
mba afaka aloha ny xxx efa firy taona BE izao
mba manetsika kely raha mangingina izany ny kianja
mba misy resaka mazava fa tsy tsaho satria tsy azo atao ny diffamation
Hatramin'izay tsy nisy an'izao hoy ianareo ,ka miova daholo ny fipetrakin'ny zava-misy ,nialana ny xxx , afaka mandefa vidéo sns dia afaka ihany koa mampihatra ny fitsipika serasera ,TSARA DAHOLO IZANY E

6. AndriambyII
(
20/07/2010 20:14)
Tsy tokony hisy fahantrana ara-tsakafo mihintsy Mada fa ny speculations no tena mahatonga izany hatr@ izay ! Mbola misy foana ny affameurs mpanao exploitation des ressources humaines illégalles .
7. xxwx
(
26/07/2010 08:08)
Izany ve tsy azon'ialahy foana klé, aza mataohotra ny manonina ny couplables , TSY IZA FA IZAO ATAON'I RAJOELINA IZAO!!!