Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Ruz9 ( 25/07/2010 10:58)
SOLUTION MALGACHO-MALGACHE?
Dinika nasionaly: ilaina ve? Dinika inona moa no azo eto? olona maneho fotsiny sy milaza ny marina aza samborina; raha tsy hilaza afa-tsy ny HMF sy ny mapanao gazetin'ny Radio fahazavana. Mifanakaiza... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/07/2010 18:16
sipagasy ( 25/07/2010 10:26)
Migraine
Miarahaba Iza kay no mparary an-doha lava ato?? dia ahoana/inona ny fanafana ataonareo??... tohiny
novalian'i Ratoa ny 19/08/2010 22:45
zigzag ( 25/07/2010 05:06)
ELA ela zigzagzany !!
tena elaela tsy teto ry mpisera namana ! fa reto akamatsika reto no andrasana Hanjaitra anreo Raiamanjeny miroro é! ny ahy njay wiwiwiw sy lozotra zairiko tsara refa tonga ny fotona!! mazoa fafinaret... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/07/2010 18:18
AndriambyII ( 23/07/2010 21:14)
Ireo didin-dalàna fanampotserana ny vahoaka eran' izao tontolo izao !
Article 1. Tous les étres humains naissent libres et égaux en dignité et en droits. Ils sont doués de raison et de conscience et doivent agir les uns envers les autres dans un esprit de fraternitÃ... tohiny
novalian'i ndenn ny 23/07/2010 21:42
vatofototra ( 23/07/2010 17:44)
REGARDER VIDEO Fetison Andrianirina Invité de la semaine 21 juillet 2010
REGARDER VIDEO Fetison Andrianirina Invité de la semaine 21 juillet 2010 - Fetison Andrianirina est l'invité de la semaine Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces http://www.vatofo... tohiny
novalian'i Noue ny 25/07/2010 09:04
cartina ( 23/07/2010 17:17)
salama daholy ry namana rehatra
salama daholy ry namana eto @dinika, izao mba saika itady gasy mahay teny norvegien sy mipetsaka aty norway , de misotra mialoha... tohiny
novalian'i cartina ny 11/08/2010 21:10
hana ( 23/07/2010 12:15)
sauce vinaigrette sinoa
sao mba misy mahay ny recette-n'ilay sauce vinaigrette fanaon'ny traiteur sinoa ireny? Io no ampiasainy @ salade de pousse de soja matetika. Ohatry ny fotsifotsy mavomavo somary marihitra izay ilay i... tohiny
novalian'i peta83 ny 23/11/2011 13:50
xxwx ( 23/07/2010 11:17)
Inona no tanjona @ ireto lolovokatra
Mba manontany tena ihany aloha hoe, inona marina moa no tanjona t@ namoahana ireto lolovokatra e??? Lasa mandositra daholo ny mpisera VAO mahita fa nitsangana t@ maty i ANDRYWUI mpanopa sy mpaniratsir... tohiny
novalian'i cyril ny 03/10/2010 03:01
xxwx ( 23/07/2010 11:10)
MIALA RAJOELINA
MIALA RAJOELINA DIA AROSO NY TENA TETEZAMITA NY AN'IO RANGAHY IO TETEZANA TSISY MANJARY !!MITADY HO LATSAKA ANY AN-KADY DAHOLO IZAO TSY ZAVA-BAOVAO AKORY NY TOKONY HATAO !!EFA NAMBARA TETO FOANA ,FA... tohiny
novalian'i xxwx ny 26/07/2010 08:04
hery ( 22/07/2010 23:42)
Zava-baovao vitsivitsy
- Naverina ny loko fa izany hoe tsy mandoko ny tabilao iray manontolo. - Naverina ny "Jereo aloha". Alohan'ny handefasana hafatra dia afaka tsindrina aloha ilay "Jereo aloha" mba hijerena ny endriny.... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/07/2010 17:48
vatofototra ( 22/07/2010 19:17)
REGARDER VIDEO Joachim Chissano est arrivé à Madagascar 22 juillet 2010
REGARDER VIDEO Joachim Chissano est arrivé à Madagascar 22 juillet 2010 - Joachim Chissano est arrivé à Madagascar pour relancer les négociations Visiter et Poster gratuitement vos petites a... tohiny
novalian'i Noue ny 25/07/2010 09:04
hery ( 22/07/2010 15:49)
FANASANA Filaharana andraisan'ny MALAGASY anjara aty Raleigh, USA ny 31 Jolay 2010
Ho an'ny gasy any USA nalaina tao amin'ny http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/36857 Miarahaba, Hisy filaharana izay andraisan'ny tera-tany malagasy anjara eto Raleigh ny Sabotsy 31 Jo... tohiny
novalian'i soanja ny 09/08/2010 22:06
xxwx ( 22/07/2010 13:37)
NA ANKIZY KELY AZA MAHATSAPA FA RAHA MANAO DITRADITRA DIA VOASAZY NEFA DIA TDISY HITA FOANA
Mananika ny 4000tonnes ny bois de rose efa voahondrana any ivelany izao nefa efa tsy mbola nisy fitsarana mihitsy teto Fa raha VAO resaka tsy mandantes ny tétins TGV dia Ravalomanana ihany no mahamai... tohiny
novalian'i pikatti ny 27/07/2010 01:40
xxwx ( 22/07/2010 13:36)
NA ANKIZY KELY AZA MAHATSAPA FA RAHA MANAO DITRADITRA DIA VOASAZY NEFA DIA TDISY HITA FOANA
Mananika ny 4000tonnes ny bois de rose efa voahondrana any ivelany izao nefa efa tsy mbola nisy fitsarana mihitsy teto Fa raha VAO resaka tsy mandantes ny tétins TGV dia Ravalomanana ihany no mahamai... tohiny
bobone ( 22/07/2010 06:54)
fakam-panahy
"Tsy azonao sakanana ny vorona raha hanidina eo @ lohanao fa azonao sakanana kosa izy raha hanorina akany na tranony eo ambony lohanao" tahaka izany ny devoly ! mahita ny fanirianao izy ! ilay faniri... tohiny
novalian'i bobone ny 09/08/2010 06:58
LazaDaddy ( 22/07/2010 06:34)
Madagasikara
Raha mbola manjaka eto Madagasikara ny sampy, mosavy, sikidy, tromba, sy ny sisa rehetra mikasika ny firesahana amin'ny razana sy ny fanahin'ny maty ... dia aza mieritreritra akory ny hitsaharan'ny ko... tohiny
novalian'i vonynive ny 30/09/2010 09:23
niryna ( 21/07/2010 19:52)
Ngaha! 13% ihany no ...
Mety ho gaga tokoa angamba isika raha maheno izao vaovao lazaiko izao fa na dia maro aza ny olona mino an'Atra dia 13% ihany ny kristiana no tena mino fa marina tokoa ny tantara sy ny zavatra izay ... tohiny
novalian'i ouioui ny 23/08/2010 19:48
xxwx ( 21/07/2010 18:54)
AIZA IHANY IZY T'Y RY TGV , MBA ASIO KABARY KELY ALOHA FA SAO HEVERIN'OLONA FA MATY INGAHY
MILAZA AZY HO MAFIBE IALAHY RY TGV KA AHOANA TSISY APOAKA FOANA E FARAN'IZAY TSOTRA INDRINDRA NY FANONTANIAKO AIZA IHANY IZANY HOE ENIM-BOLA DIA HO AFAKA @ FAHANTRANA NY MALAGASY,AIZA??? INONA NO ANT... tohiny
novalian'i Andribe ny 23/07/2010 22:50
xxwx ( 21/07/2010 18:54)
AIZA IHANY IZY T'Y RY TGV , MBA ASIO KABARY KELY ALOHA FA SAO HEVERIN'OLONA FA MATY INGAHY
MILAZA AZY HO MAFIBE IALAHY RY TGV KA AHOANA TSISY APOAKA FOANA E FARAN'IZAY TSOTRA INDRINDRA NY FANONTANIAKO AIZA IHANY IZANY HOE ENIM-BOLA DIA HO AFAKA @ FAHANTRANA NY MALAGASY,AIZA??? INONA NO ANT... tohiny
novalian'i Noue ny 25/07/2010 17:34
vatofototra ( 21/07/2010 18:51)
ECOUTER Le Député français Jacques Le Guen scandalisé par l'affaire de bois de rose 18 juillet 2010
ECOUTER Le Député français Jacques Le Guen scandalisé par l'affaire de bois de rose 18 juillet 2010 - Le Député français du Finistère Jacques Le Guen est scandalisé par les trafics de b... tohiny
novalian'i xxwx ny 22/07/2010 06:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7197