Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andrywui ( 02/08/2010 09:27)
E,E,E ...! tena vonona sy tapa-kevitra mihitsy ah ry lereto a!!!... ny antony ??
-- Tena an'ny fianakm's nay oa le orin'asa mpanao GOOD LOOK namboarindry zalah HAT tany Chine ireo !..... petsa ny fianakm's !!! nivoaka perte ny chiffres rehetra !!!.... ---Kozina an'izany ry Rabitr... tohiny
novalian'i zigzag ny 05/08/2010 06:25
nilex ( 02/08/2010 08:29)
carte mere
mitady schéma na carte mere ordi aho sao mba misy manana,schéma éléctronique mihintsy izany an izany hoe ilay circuit mihintsy.Mitady site aho raha misy mahalala fa tena ilaiko maika io.Misaotra i... tohiny
Miharena ( 02/08/2010 07:23)
Fahotana sa fahadisoana?
Miarahaba ny namana rehetra. Raisina eto ity loha-hevitra momba ny fahotana ity satria mifamahofaho ihany ny hevitry ny olona momba azy sy ny fiadiana aminy. Misy famaritana iray ity izay azontsika ... tohiny
novalian'i Miharena ny 13/08/2010 13:53
xxwx ( 01/08/2010 13:03)
Mettre fin aux trafics???? Trafic en tous genres??? Corruption généralisée
Mettre fin aux trafics La transition ne rime pas avec gabegie. D’autant que celle qui est actuellement en place est le fruit d’un vaste mouvement de changement, changement notamment dans la maniÃ... tohiny
novalian'i ouioui ny 02/08/2010 17:16
ndenn ( 31/07/2010 15:27)
Etémenanki !
L'origine de la connaissance humaine brûte fît cents pas en avant durant l' epoque du roi El Nebogadnazar ,apres sa défaite face aux revoltes populaires imposées par le prophète et Ange prot... tohiny
novalian'i ndenn ny 12/08/2010 09:39
ndenn ( 31/07/2010 13:10)
Ity koa mbola misy zavatra hafa
http://fr.news.yahoo.com/68/20100729/tsc-un-astrode-pourrait-heurter-la-terre-04aaa9b.html... tohiny
andrywui ( 31/07/2010 08:50)
DECISON LEHIBE : - Tapa-kevitra amin'izay ah ry reto fa hivadika TIM and co amin'izay a!... hon hon hon
tena marina anie zany e !... ---Rapika no efa nokoziako an'izany fanapahakevitra lehibe sy matotra izany ka faly be nedala !.. --Ka manomboka anie de akamanareo amin'izay ah letsy diloo sy xxwx sy... tohiny
novalian'i xxxy ny 10/08/2010 17:07
rabaradaka ( 31/07/2010 06:34)
Mitombina ve ilay zazavavindrano tany Sud-Est ??
Misy sary azoko tamin'ny namana tany amin'ny région Sud-Est nampiseho ilay zavaboahary hafahafa ka misy lohany sy tànana nefa ny rambony trondro. Tsy haiko ny mampiditra ilay sary eto... tohiny
novalian'i Daarkani ny 25/09/2016 19:53
rabaradaka ( 31/07/2010 06:25)
Mitady sipa vazaha
Gaga aho fa tena iadivan'ny sipa vazaha ireny rasta any Fort-dauphin ireny, fa nahoana tokoa e ? Be entana sa noho izy ireo misy qualité tsara amin'ny rongony ? Dia izaho mba mila sipa vazaha nefa ts... tohiny
rabaradaka ( 31/07/2010 06:15)
Fantatra ange ireo nanafatra sigara "good look" fôpla e
Ilay rangahy mpisandoka antsoina hoe Leboul (Tiana Andria) izay milaza azy ho DG de la maison Chine-Madagascar, sy ireo HAT (Mômy) no tao ambadik'iny resaka fanafarana sigara fôpla iny. Ovay ron'ny ... tohiny
novalian'i andrywui ny 03/08/2010 09:47
rabaradaka ( 31/07/2010 06:08)
Hilatsaka ho fidiana Filoha hono i Hajo
Misy ry dadatoa olona tena efa ho lasa adala mihitsy sa miseho azy ho be saina, jereo ange ity e : malaza be fa hilatsaka ho Président hono i Hajo Andrianainarivelo, Ministre de la décentralisation ... tohiny
novalian'i xxxy ny 01/08/2010 19:39
riaj ( 30/07/2010 20:44)
SAMIA MANAO IZAY TIANY ATAO FA FITONDRANA BARANAHANY IZAO
Aza mifanapotsipotsitra kely ry fanjakana fa samy degany an! Matoa ianareo voasazy dia tsy nanara-dalana izany fa ny loza dia ianareo nanao hadisoana tsy maninona fa izahay madinika no mifafa , noho i... tohiny
novalian'i xxwx ny 01/08/2010 13:08
vatofototra ( 30/07/2010 19:14)
REGARDER VIDEO La population délocalisée par le projet d'Ambatovy a porté plainte 30 juillet 2010
REGARDER VIDEO La population délocalisée par le projet d'Ambatovy a porté plainte 30 juillet 2010 - La population délocalisée par le projet d'Ambatovy a porté plainte faute d'avoir été inde... tohiny
novalian'i xxxy ny 01/08/2010 20:04
fijo ( 30/07/2010 18:26)
hoan'ilay akama milay be e
7h58 Les participants au Dinika santatra dans le 1er arrondissement de la capitale qui doivent traiter du thème de la Structuration et gestion de la transition ont fortement critiqué la HAT. Se... tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2010 20:03
xxwx ( 30/07/2010 14:23)
RAHA TENA DINIKA DIA TONGA TAO DAHOLO NY OLONA
Aiza olona nalaina tetsy sy teroa mbola sandoka lavitra nohon' ny teny Ivato Misy anefa dia jamba sy pahina ka tsy mahita AFA tsy ny tendron'orony... tohiny
novalian'i xxwx ny 01/08/2010 13:13
andrywui ( 30/07/2010 14:16)
Efa io ny DINIKA SANTATRA a ! aza mifanome tsiny !!!!
-- Zay tapaka amin'io dinika santatra io araky ny tenin'i Chissano de eken'ny Firenena Mikambana sy ny UA ny UI ny UE , satria izay no nanirahana andry zalah hakaty ny hampanao an'io dinika santatra i... tohiny
novalian'i xxwx ny 01/08/2010 13:25
Rabaradaka ( 30/07/2010 12:53)
Sahy tokoa ve isika e !
Hetsi-bahoaka ihany hoy ny sasany no hanalana an'ny dadafara kely (Andry TGV) io, ao indray ireo milaza fa gidragidra no tsy maintsy hatao. Fa sahy ve isika ry dadatoa a ?... tohiny
novalian'i xxwx ny 01/08/2010 13:13
xxwx ( 30/07/2010 10:22)
DINIKA SANDOKA
Vava fotsiny no mipoapoka hay izy ity tonga dia hoe matahotra ny hiverenan'i R8 la noho izany dia tsisy amnistie Tsy misy mahasahy an-R8 hoa n'a ireo miseho mafibe ao @ FATY ao e VAO maheno ny anaran... tohiny
novalian'i xxwx ny 01/08/2010 13:17
andrywui ( 30/07/2010 09:34)
Maty letsy ny serasera politikatsika Billy fa MIJANONA A ...
-aza mihaino ze fanaratsiana sy ompa ataon'i xxwx sy i zigzag elah letsy billy fa mijanona a!... ze feticon ve no hampandeha anlah le !! - aza miala tato zany letsy a! ... -fa inona no tena olana e ... tohiny
novalian'i xxwx ny 01/08/2010 13:20
belakely ( 30/07/2010 09:07)
ankamantatra
inona ary izany ataovy mi-rouler r ny dix... tohiny
novalian'i sitlo ny 21/08/2010 07:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6158