hoan'ilay akama milay be e
1. fijo
(
30/07/2010 18:26)
7h58 Les participants au Dinika santatra dans le 1er arrondissement de la capitale qui doivent traiter du thème de la Structuration et gestion de la transition ont fortement critiqué la HAT. Ses membres ont été accusés de magouilles, de délits d'initié, d'abus de pouvoir etc.
7h56 Cours de change:
1euro = 2807,05Ariary
1$ = 2180,20Ariary"
mba hain'ialahy kosa ngamba rawix ny site mamoaka ny vaovao isan'ora toa io an.de ahoana ilay fitakiana be nataontsika teny an kianja le?????sa tsy ireo zavatra voalaza eto ambony ireo no nokianina tamin'ilay valo iny?

novalian'i fijo ny 03/08/2010 20:03
2. andrywui
(
30/07/2010 18:37)
7h58 Les participants au Dinika santatra dans le 1er arrondissement de la capitale qui doivent traiter du thème de la Structuration et gestion de la transition ont fortement critiqué la HAT. Ses membres ont été accusés de magouilles, de délits d'initié, d'abus de pouvoir etc.
Io mody atao hoe membres io ??? tsy HAT zany ireny fa Tim and co tafiditra tao amin'ny dinika de nandoto rano sy nanao resabe tao !! ny niafaran'io anie fa tsy tohizan'i fijo de navoaka tany ivelany daholo ireo mpanakiana vitsy an'isa de nanomboka nilay amin'izay le dinika santatra e!
--- izao koa iray RAFIJO ====) araka le nolazain'i chissano de na inona mitranga na firy manatrika , na inona miseho , na iza hanao na izao tsy hanao dia izay zavatra rehetra tapaka eo de eken'ny UI sy hankatoaviny daholo satria satria no nanirahana an'i chissano sy ny ekipany !!
noho izany tsy de hoe ny fahamaroan'ny mpanatrika(mpanakiana mpanohitra , na ny mpanohana ...) no zavadehibe fa ireo volavolankevitra tapaka sy lanin'ny be sy ny maro tao !!
alao hanakorotana sy hiwawawawa eny ivelan'ny lapa fanaovana dinika eny ny mpanohitra fa ny voatira lasa iany :!!.....
3. andrywui
(
30/07/2010 18:39)
diniho tsara izay voalazan'ny UI (firenena mikambana ) fa izay no lalana hizorana rehefa avy eo !....
- mba midira koa moa hery mamaly eto fa inona ary ty misitri-belona ty e! .... mila ny hevitrao aho ndrematoa dadan'i Aina a ...
- mba midira koa moa hery mamaly eto fa inona ary ty misitri-belona ty e! .... mila ny hevitrao aho ndrematoa dadan'i Aina a ...
4. xxwx
(
01/08/2010 13:12)
Miteniteny foana leisy ialahy wiwi a, dinika tsapatsapa io , raha tsy ny atody dia ny tainy , ka raha izao miseho izao dia TAY daholo no nahazo ny olona vitsy kely nanandrana nanao an'io resakin'ny mpitraina
6. andrywui
(
03/08/2010 09:48)
Nivadika tam fianakm's ko ndray le HAT klee!.... zahay ndray no petsaindry lerony !!!!!!
heverinareo fa tsy hikatona mihitsy angaha ny good look anay amin'ny nanaovan'i rabitro voalavonlah azy !..... mody mba hoe tsy ny HAT no nanao an'io affaire good look io nefa bandy avy ao daholo no namoaka an'io tao amin'ny douanes !! sans qualité bitro voalavo lava nify kely endaka hitler nazi lamasinina tapaka frein mivarina any ankady !!!... ssssssshhhhh !.....