Efa io ny DINIKA SANTATRA a ! aza mifanome tsiny !!!!

1. andrywui ( 30/07/2010 14:16)
-- Zay tapaka amin'io dinika santatra io araky ny tenin'i Chissano de eken'ny Firenena Mikambana sy ny UA ny UI ny UE , satria izay no nanirahana andry zalah hakaty ny hampanao an'io dinika santatra io ! ka raha milentika amin'io nareo ry 3mvs dia izay no izy e! vitaaaaa ..... ny zavatra tapaka eo na oul 10 na oul 5 dia zay no ankatoavin'ny rehetra !! midongia ihany fa ahita angano eo nareo !!

-vita ny Fitondrana neritreretina , vita i Dada zay efa maika ny hody , Vita ny fandrovitana pataloha teo am Magro , vita ny rahombava be fanao !..... vita , vita vita , vita , ...... vita daholo hon hon hon hon
novalian'i xxwx ny 01/08/2010 13:25
2. xxwx ( 30/07/2010 14:25)
Angano angano arira arira
3. andrywui ( 30/07/2010 14:26)
marina lety zany ry batista fa eken'ny firenena mikambana tsara mihitsy zay dinika lany eo ozy chissano a!....
4. ravalotgv ( 31/07/2010 19:00)
ary mivadidela otran ny kankana le wiwi ty an

sniff
tchrouff

5. xxwx ( 01/08/2010 13:25)
Dinika santatra aza tsy fantatr'i wiwi akory ny dikany , aiza ary izy izany ,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1005