Sahy tokoa ve isika e !
1. Rabaradaka
(
30/07/2010 12:53)
Hetsi-bahoaka ihany hoy ny sasany no hanalana an'ny dadafara kely (Andry TGV) io, ao indray ireo milaza fa gidragidra no tsy maintsy hatao. Fa sahy ve isika ry dadatoa a ?
novalian'i xxwx ny 01/08/2010 13:13
2. andrywui
(
30/07/2010 14:12)
tsy itako z'olana amin'izany !!! andramo alou le faneran , de arosoy ndray ny gidragidra de alefaso ndray ny rahombava fa ny anay fotsiny rehefa tsy manara-dalana dia efa hainareo le tohiny pan pan pan !..
--Io ny dinika santatra hamahana ny olana tsy mety hanao fa mila vaniny sy mihantsy foana !
3. xxwx
(
30/07/2010 14:15)
Jereo tsara VAO mahita an'io kôzin'ialahy io fotsiny ry tgvkely malazolazo ato, ry TGV koa hoy aho hotran'ny hoe mba mihoatra ny 20 ery ry zalahy nefa ira sy tapany fotsiny, tsy feno TSARA mantsy ny lohan'ny iray, tonga iny dia tsisy hita
Mbola manontany alpha ny olona fa inona ary ty
Ka na io dakana moramora , nefa mila faharetana ka ny vahoaka tsy ahandry intsony dia ho ravany na io hisy @ ireo akamany leo fa navadiky ry lerony dia iny no hanjedaka na koa ny gtt sy diaspora manamboatra azy na rasily fou tomba zimbô miala any
Hafaitra ny hiafaran'io dadafara io dadatoa

4. andrywui
(
30/07/2010 14:18)
- Aleo mandeha amin'ny ara-dalana iany hoa fa na de tsy mharary aza ny voagokan'ny bala anie de mafy iany le oe daidra e !.... ka aleo ze zavatra mandeha aradalana no atao !!! torohevitra iany ny ahy !!
io zao ny dinika santatra hampilamina sy hamoahana hezvitra momba ny fifidianana sy nytetezamita sy ny sisa tsy mety hanao ! de innnn ianry zany no hatao !!! ny Fitondrana anefa mila mpitondra sy mila lohany !!!!.....

7. andrywui
(
30/07/2010 18:41)
fa ze tapaka eo dia ankatoavin'ny UI sy ny rehetra ho manankery ! ....
8. xxwx
(
01/08/2010 13:13)
Miteniteny foana leisy ialahy wiwi a, dinika tsapatsapa io , raha tsy ny atody dia ny tainy , ka raha izao miseho izao dia TAY daholo no nahazo ny olona vitsy kely nanandrana nanao an'io resakin'ny mpitraina