Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Miharena ( 30/07/2010 07:53)
Mahafinaritra ity ady hevitra averina kely eto ity hoe misy ve Andriamanitra?
sendra tsipalotra fa nisy adihevitra mikasika ny fisian'Andriamanitra tany amin'ny taona 2003 nataon'i fijo dia notohizan'i sosonaka tamin'ny valinteny teto ambany. Manontany tena aho hoe efa niova fi... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2010 19:44
pikatti ( 30/07/2010 00:17)
KARAMA BE MANADALA HO AN'NY MPIASAM-PANJAKANA ETSY ANDANINY ARY VAHOAKA MATY MOSARY ETSY ANKILANY
L’ambassadeur malgache à Paris touchait le méme salaire sinon plus que le président français. Nicolas Sarkozy touche actuellement « 21 133,37 euros brut mensuels auxquels s'ajouteront 4 22... tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2010 18:37
pikatti ( 29/07/2010 23:43)
Koa inona raha izao no izy raha tsy any an-joridira hoatran'ny "teny ifampierana "teny Ivato indray ity "dinika santatra 'ity
Natao tao Mahamasina ny resadresak'ireto goaika antitra , ary arakaraka ny maha goaika antitra azy no vao maika tsisy fahamatorana fa vao niatomboka ny raharaha dia nanangapeo sahady ny mba mahatsiaro... tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2010 18:48
vatofototra ( 29/07/2010 20:50)
REGARDER VIDEO La HAT accusé de corrompu par les participants du Dinika santatra 29 juillet 2010
REGARDER VIDEO La HAT accusé de corrompu par les participants du Dinika santatra 29 juillet 2010 - Douche froide pour la HAT quand les participants du Dinika santatra les ont accusé de corrompu ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2010 18:40
AndriambyII ( 29/07/2010 20:47)
Efa voazanaka hatrany @ tsinaimaintiny ve ny Malagasy ?
Ho anareo milaza azy ho maisatra ,aiza ilay ivotoeram-panavotana andrandrain' ny olombelona eto @ ity tany aman-danitra feno fahalotoana sy fahabibiana ity ? ... tohiny
novalian'i Miharena ny 02/08/2010 09:26
fijo ( 29/07/2010 19:32)
hoan'ilay akama milay e
Politika Version imprimable Suggérer par mail Antsiranana Ratsy fanombohana ny dinika santatra Tsy araka ny fandinihan’ny besinimaro azy ny fanombohan’ny dinika teto Antsiranana omaly. Tsy... tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2010 18:24
fijo ( 29/07/2010 18:51)
katolika sy ny vola???
" > Economie Affaire LOC : une escroquerie pyramidale ? mardi 15 juin 2010, par Yann Agrandir le texteDiminuer le texteVersion texte Depuis plusieurs mois, le petit monde des entreprises du bâtime... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2010 23:34
AndriambyII ( 29/07/2010 18:39)
Civilisation atlantide !
Raiben' ny tantaran'olombelona hita taratra voalohany indrindra teto an-tany !Manaiky izany ve ianareo ? Betsaka ny témoignage couplé nanamarina fa io tokoa no tena tantaran' olombelona nandroso voa... tohiny
novalian'i ndenn ny 03/08/2010 22:24
Miharena ( 29/07/2010 13:50)
Tantaran'i Babela no diavintsika izao
1 Ny nanaovan'ny olona ilay tilikambo tao Babela, sy ny nanorokoroan'Andriamanitra ny fitenin'ny olona. Ary ny tany rehetra dia iray fanononana sy iray fiteny. 2 Ary raha nifindrafindra niantsinanana... tohiny
novalian'i vonynive ny 30/09/2010 08:22
xxwx ( 29/07/2010 10:58)
Lettre ouverte à Rajoelina De quel droit ?
ITY IZANY NO NANGATAHIN'NY NAMANA BAZYLOU MISAOTRA @ ILAY TORO-HEVITRA E lundi 31 mai 2010, par Georges Rabehevitra Je me permets de te tutoyer vu mon âge et vu que pour moi, tu n’as pas de fon... tohiny
novalian'i diloo ny 29/07/2010 21:34
bazylou ( 29/07/2010 09:59)
misaotra TGV
Mba vakio sy jereo kely le conseil des ministres ao am tribune ao fa na ny karenjy aza izao hiverina anamboara indray. Merci, TGV, merci fa misy dingana lehibe. Ny ao am ambasady efa nesoriny daholo ... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/07/2010 23:56
cartina ( 29/07/2010 09:56)
mitady vady aho
salama daholy ry namana serasera, mba saika itady vady gasy sy bogosy aho de raha misy lehilahy tsimanambady any de ity numero de mazotoa miantso ka, 004798897542 de misotra mialaha ka... tohiny
cartina ( 29/07/2010 09:43)
mitady vady
salama daoly ry namana ato @serasera, izao mba saika itady vady gasy raha misy lehilahy tsimanambady any,de misotra mialoha ka... tohiny
xxwx ( 29/07/2010 07:46)
Dinika santatra vao mihainga dia adian'olona vitsika fotsiny no hita ary @ izay koa dia ny HAT ihany
Mampihomehy koa anie ireto mba miseho milay fa hoe asiana dinika santatra e, maika hotran'ny boka hanambady fotsiny nefa ny fototra mbola vao narenin'ny HAT ambony fasika ka tsy mahagaga raha vao mian... tohiny
novalian'i xxwx ny 29/07/2010 21:32
bazylou ( 28/07/2010 18:25)
iza no sahy hanavotra an'i madagasikara ?
raha izao fandehany izao aloha dia tsy ny gasy ao an toerana mihitsy e. RAha ry ranjeva goaika antitra ve no handeha hamerina indray ny fahiny , dia izahay tsy hanohana. Olona vaovao ankoatr'ireo hi... tohiny
novalian'i pikatti ny 30/07/2010 00:05
ouioui ( 28/07/2010 15:20)
Mampihomehy ahy daholo koa ny resaka fampadriana andrisa nataon'i sarkovy
Mampihomehy ahy fa betsaka tokoa anie ny hirahira mampiseho sy mi-ironisé an-drazarkovy fa tsy mbola nampiditra figadrana izany kosa aloha lery e [youtube]H9XbVlmYIR8[/youtube]... tohiny
novalian'i xxwx ny 29/07/2010 21:44
pengiun ( 28/07/2010 10:20)
Misy marina betsaka ny nolazain'i andrywui etsy ambany ...
Hoy izy hoe : --- Tena tsy ho voarodana sy tsy afaka eo intsony io Fitondrana io (na ny olon'ny TGV hilatsaka ) hoy izy satria : - mataoatra mafy ny miaramila rehetra amin'izao fotoana izao ny hiara... tohiny
novalian'i xxwx ny 29/07/2010 18:41
Rabaradaka ( 28/07/2010 09:57)
Kely sisa
Dadatoa a, zao vao sahy miteny aho hoe efa hifarana ity crise ity. Inona ny antony hoy ianao ? Tsotra be dadatoa, samy efa reraka na ny vahoaka na ry zareo HAT na ny mpangalatra vato soa sy bois de ro... tohiny
novalian'i xxxw ny 29/07/2010 12:36
tiarah ( 28/07/2010 05:11)
Ilay preservatif nalatsany tsimoramora tao anaty poketrako
Efa volana maromaro no niaraka izahay, rehefa miaraka izahay roa mantsy dia eo antsoroko matetika no hamihinany ahy eny andalana dia eo amin ny poketrako ny tanany. Mbola tsy nisy firaisana ara nofo,... tohiny
novalian'i vale ny 11/09/2010 16:44
tsaragasy ( 27/07/2010 22:39)
tohano Raymond Ranjeva
raha mahay tantaran'i Madagasikara isika dia tsy misalasala manohana an'i Raymond Ranjeva, Tsy nilalao politika izy hatramin'izay ,na Malagasy nanana ny toerana ambony indrindra teo anivon'izao tontol... tohiny
novalian'i xxwx ny 29/07/2010 21:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8646