Dinika santatra vao mihainga dia adian'olona vitsika fotsiny no hita ary @ izay koa dia ny HAT ihany

1. xxwx ( 29/07/2010 07:46)
Mampihomehy koa anie ireto mba miseho milay fa hoe asiana dinika santatra e, maika hotran'ny boka hanambady fotsiny nefa ny fototra mbola vao narenin'ny HAT ambony fasika ka tsy mahagaga raha vao miantomboka dia nifiran'ny rehetra
répondu par xxwx le 29/07/2010 21:32
2. andrywui ( 29/07/2010 11:28)
Ho avy izy fa inona ary ty mampikaikaika anlah ty e !! mila fiomanana be anie lety zany e ! na ny handraisana ny avy am faritany ny sakafony , hotely sy ny lohahevitra rehetra ho dinihana ilaina atao matotra daholo fa tsy peta-toko lava otran'ny dinik'i maputo ,sy ny abbebaka
3. zokybe ( 29/07/2010 12:17)

andrywui:

Ho avy izy fa inona ary ty mampikaikaika anlah ty e !! mila fiomanana be anie lety zany e ! na ny handraisana ny avy am faritany ny sakafony , hotely sy ny lohahevitra rehetra ho dinihana ilaina atao matotra daholo fa tsy peta-toko lava otran'ny dinik'i maputo ,sy ny abbebaka
Fa anga tsy 3 na 4 andro mialoha dia efa any an-toerana daholo ny mpikarakara rehetra.
Manomboka very aho le..Eny e, rehefa tiana tokoa dia hay foana ny miaro.Tsy olana.
4. xxxw ( 29/07/2010 12:33)
Tena peta-toko tokoa anie ny zavatra natao tao e, aiza koa tsy nisy minisitra lehibe akory no tao @ kianja mitafo nefa anie efa voa 1miliaraAR no efa lany hatreto , raha mbola didoha lava io anie ry zalahy dia tsy ahomby mihitsy e, 90% ny mpikarakara an'io dia HAT daholo, natsoina ny ny sasany fa ny fifanarahana ny @ fitantanana no tsy manaiky afa tsy ny samy HAT ihany dia izany ve dia ahasarika hiaraha-miasa na tsy izaho aza ry zalahy
Vao niatomboka fotsiny dia kitoatoa be fahatany , maimaika fotsiny ny hanenjika fotoana dia izao mivaralila izao indray e
5. andrywui ( 29/07/2010 12:34)
O razoky a ! tena sy efatra andro ve ahavitana asa goavana be otrizany ?? io petatoko tadiavin'ny and CO atao io iany no tsy mampandeha ny raharaha !! alao halammmm tsara ny zavadrehetra de mandeha ny loabary andasy sy ny dinidinika avy eo !! miandrasa , mahandrasa tantana ,mahandrasa ny andro zoma hon hon hon
6. xxxw ( 29/07/2010 12:45)
Tsy mety io wiwi a, tsy mety hoa satria tsotra fotsiny no laizaiko an'ialahy , tsy mifandanja , tsy neutre fa resaka miala ny Ankatso dia Ambohidepona,
7. andrywui ( 29/07/2010 17:34)
-- ka asakasakareo fa ozy ny tenin'ny prezida oe ze manao , manao ze tsy te hanao tsofina rano fa ny lamasinina misoso foana ny antsika ny TGV ... ary aza mijapijapy sao sola lohalika eo hin hin hin hin
8. xxwx ( 29/07/2010 18:33)
Mitady hamadika palitao i wiwi , eo ialahy fa aza mihodinkodina eo e!, hivadika kilaoty eo ny hiafarn'ialahy, ataovy indray ilay string orange e
9. andrywui ( 29/07/2010 18:37)

ataovy indray ilay string orange e







10. xxwx ( 29/07/2010 18:40)
Hihihi ataovy e
11. fijo ( 29/07/2010 19:06)
le izy anie ny tena marina,dia fiaraha mirevy santatra e,kaly bôjô,resadresaka" fa tsy serasera",toaka kely etsy ambadika,de mahazo vola kely am paosy de mody,fa tsy misy hevitra tazomina izany eo e.tssss
12. AndriambyII ( 29/07/2010 20:15)
Dia nosaritan' ny sasany ho any ambany any tokou ve ny hajam-pirenena lé ? Mampalahelo beuuu miitssnny ooouuuuinnn ooouuuiiiiinnn !! Tena olona tsy vanona iray trano ve isika ry lé DADAAAAA AAAAAAHHHHHHH!!!!!
13. xxwx ( 29/07/2010 21:32)
Hita leisy rafijo olona tsy ampy traina daholo no ao, bandy mpanasa tena hoatran'ny @ ireny mariazy ireny daholo no betsaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1097