mitady vady aho
1. cartina
(
29/07/2010 09:56)
salama daholy ry namana serasera, mba saika itady vady gasy sy bogosy aho de raha misy lehilahy tsimanambady any de ity numero de mazotoa miantso ka, 004798897542 de misotra mialaha ka
novalian'i rajaobelison15 ny 27/01/2015 08:07
2. andrywui
(
29/07/2010 20:01)
kay ....
de aoan zany r'ikala ? ny tarehy tsy hita akoriny nefa i rapika atsy efa mendy be amle kozinareo !
lasa varotra omby ambiaty izy ty anie e !... alefaso any amin'ny pikatti ony ny sarinao zay no noteneniny fa menatra izy !!....

4. xxwx
(
29/07/2010 21:53)
Aza variana @ io wiwi io ianao ry cartina , bandy ratsy loha be io, ampiresahiny @ ps hafa any ianao dia haratsiany eran'izao olona rehetra izao piran'ny mpanao resa-behivavy io bandy io, tsy bandy moa izany fa mpanao toetra-bavy, hanontanio anie raha manana namana vhv ianao e, fa lazaiko anao ami-pahatsorana fa tsy mitombina io wiwi io