iza no sahy hanavotra an'i madagasikara ?
1. bazylou
(
28/07/2010 18:25)
raha izao fandehany izao aloha dia tsy ny gasy ao an toerana mihitsy e.
RAha ry ranjeva goaika antitra ve no handeha hamerina indray ny fahiny , dia izahay tsy hanohana.
Olona vaovao ankoatr'ireo hita ireo no ilaina.
RAha ry ranjeva goaika antitra ve no handeha hamerina indray ny fahiny , dia izahay tsy hanohana.
Olona vaovao ankoatr'ireo hita ireo no ilaina.
novalian'i pikatti ny 30/07/2010 00:05
3. tsaragasy
(
28/07/2010 22:17)
Radavidson ve? ha!ha!ha!
economiste hono leiry nefa tsy mahay mikaonty "taux de croissance "akory
na Tanora aza izy rehetra efa samy naloto daholo
Arao ny tantara fa Raymond irery no tsy maloto
economiste hono leiry nefa tsy mahay mikaonty "taux de croissance "akory
na Tanora aza izy rehetra efa samy naloto daholo
Arao ny tantara fa Raymond irery no tsy maloto
4. xxwx
(
29/07/2010 07:51)
RAha ry ranjeva goaika antitra ve no handeha hamerina indray ny fahiny , dia izahay tsy hanohana.
tgv hazo boboka rangahy ty tohano a, soavaly maty ny an'ialahy mbola tsetsafina ihany
5. andrywui
(
29/07/2010 11:33)
Raha ny hevitro ndray de aleo andrasana hivoaka ny fonja i Raharinaivo de iny tohanana ,sady iny koa efa revin'i Yuka efa hatramin'ny ela hon hon hon hon
6. bazylou
(
29/07/2010 14:41)
aleo mihitsy hafa nohoizany ka, marina e. Le olona tsy hita trace mbola virja be reny no ilaina fa tsy ireo mpihosona ao.
Zakosa aloh amahita fa misy fierte tian'ny tgv avoka tsikelikely fa nygasy no matin'ny vahiny dia mirepla eo.
RAha ny karenjy aza no anamboatra 100 amin'ity taona ity tsy efa dingana lehibe ve izany sa ny hihinana sinoa maty hoazy ihany
7. andrywui
(
29/07/2010 17:36)
hay tokoa lety rabazylou itanlah iny vaovao be momba ny fanokafana indray ny orin'asa mpanao automobile malagasy hoe Karenjy iny ? tena ho lasa lavitra ra tena tafa io kah !
ny mpamatsy vola koa milay ! - hevitra tena mitombina zao zay fa tsy taingina sy bombina be otran'ny an'ny and co lava ato io
ny mpamatsy vola koa milay ! - hevitra tena mitombina zao zay fa tsy taingina sy bombina be otran'ny an'ny and co lava ato io
8. xxwx
(
29/07/2010 18:37)
Betsaka ny olona ao fa tady Bloken-dry rabitro nefa kosa tsy voasakany, ho hitanareo eo ihany
9. AndriambyII
(
29/07/2010 20:17)
bazylou:
raha izao fandehany izao aloha dia tsy ny gasy ao an toerana mihitsy e.
RAha ry ranjeva goaika antitra ve no handeha hamerina indray ny fahiny , dia izahay tsy hanohana.
Olona vaovao ankoatr'ireo hita ireo no ilaina.
Miray hevitra @ toi ah @ izay !
10. pikatti
(
30/07/2010 00:05)
Diso hevitra lisany e, izany daholo ny eritreritry ny olona alohan'ny mpitondra vaovao , Tsiranana de hoe olona avy any ivelany e, Gel Ramanantsoa ve tsy tao Dago ihany , nilaza ny olona fa tsy olona avy ao Dago no ahitsana an'iDeba e, inona fa olona tsy nampoizina ary tena tsy nampoizina satria tsy mba tao anatin'ireo clan clan no nahitsana azy , dai teo indray hoe tsy mbola olona eto koa i Rajomokotra io sa ahoana , dia izao indray fa aza taitra fotsiny fa ao ilay bandy tsy ampoizina , tsy wiwi(mbola mitady paps) na bazilozitra ( efa any @ maison de retraite) aloha ilay izy e, angamba i rapaty (b tsetsatsetra tsy aritra rawix tsy nitsangana t@ maty niaraka t@ lah tokoa ve hoa lery e)[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
