Kely sisa

1. Rabaradaka ( 28/07/2010 09:57)
Dadatoa a, zao vao sahy miteny aho hoe efa hifarana ity crise ity. Inona ny antony hoy ianao ? Tsotra be dadatoa, samy efa reraka na ny vahoaka na ry zareo HAT na ny mpangalatra vato soa sy bois de rose. Dia haninona ireo hoy ianao ?? Ho faty avokoa. Dia ahoana ny tohin'ny ?? Asa, tsy haiko ...
novalian'i xxxw ny 29/07/2010 12:36
2. pengiun ( 28/07/2010 10:00)
hon hon hon hon

hin hin hin

her her her !!...

mahay mirediredy i baradaka kà !.... zany ve no mba fanirianao ry neny ? aleo tonga ny 8marsa de tanterahina e ! hon hon hon
3. pengiun ( 28/07/2010 10:01)
kay lety e ... mbola tsy voaova le penguin leaza a ....hin hin hin hin!!.. kobobe ah le !!!

hon hon hon
4. andrywui ( 28/07/2010 10:08)
-- zay tratra elah zay rapika ...

ay elah iany no pengiun le...

zao lay izy rabaradaka a ! - ny miaramila tsy hivadika satria mataoatra ny hogadrain'izay ho avy eo ry zalah ! donc mitazona mafy ny HAT ny miaramila raha tsy te ho bory rambo eo !!
5. xxwx ( 28/07/2010 11:42)
Efa hitanay teny ampihandohana fa wiwi ihany no pengiun fopla, lany bala sy very akama , tsy misy mpiandany intsony ny resany dia mamorom-porona ps lolovokatra sisa
Rapika ve leisy dia ho vendrana be hotean'ialahy io klé
6. andrywui ( 28/07/2010 11:58)
Tsy mila akama ,amaka zany lety ny bandy a! ary na mbola ampiana hanampy anilaisany ato koa aza sanatria anie zany ka oe hivadika koa i bazylou , annie , billy , oay ,mihitsy sns ... ka za irery eo de mbola ampy anlaisany tsara hon hon hon hon hon ny PA misy !!!......
7. ouioui ( 28/07/2010 15:26)
Tsy hoe tsy mila ialahy fa tsisy olona mila an'ialahy koa angamba e hihihihi, hevitra lomorina foana kosa ve no avoakan'ialahy koa aiza ny olona tsy ho leo !!
8. ouioui ( 28/07/2010 15:26)
Tsy hoe tsy mila ialahy fa tsisy olona mila an'ialahy koa angamba e hihihihi, hevitra lomorina foana kosa ve no avoakan'ialahy koa aiza ny olona tsy ho leo !!
9. andrywui ( 28/07/2010 19:54)
avoakako eto ny sarinlah fa ..... hon hon hon sangisangy zany sao elah mitapitapy eo lty a!
10. fijo ( 28/07/2010 20:02)
hihiih iza io tratra io???
11. xxwx ( 29/07/2010 07:49)
Dia antsoiko mihitsy rapika hanamboatra ny sarin'ialahy fa ho hitan'ialahy eo tsara izany no taim-bavan'ialahy izany
12. andrywui ( 29/07/2010 11:36)
aza mitapitapy oa elah batista fa elah anie e !..... aza atao sangy ratsy miotry ny loha letsy fa tsy hifanarahana kosa ny mitapitapy eto a !....
13. xxxw ( 29/07/2010 12:36)
Mifanajà fa samy olobe e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1855