DINIKA SANDOKA
1. xxwx
(
30/07/2010 10:22)
Vava fotsiny no mipoapoka hay izy ity tonga dia hoe matahotra ny hiverenan'i R8 la noho izany dia tsisy amnistie
Tsy misy mahasahy an-R8 hoa n'a ireo miseho mafibe ao @ FATY ao e
VAO maheno ny anarany fotsiny ry zalahy dia miroir-drambo sy mitsangam-bol daholo
May!may!may! rajoelina miala @ zay Ravalomanana ihany nenay!!!

novalian'i xxwx ny 01/08/2010 13:17
2. threet
(
30/07/2010 11:06)
ka tsy ho tafa izany ireo FAT ireo ry xxwx a! ny baolina aza efa eny antanany tsy hainy no mitondra azy k'inona indray ary !
3. Rabaradaka
(
30/07/2010 12:29)
Henonareo moa ry dadatoa fa tany amin'ny faritra DIANA dia hoe esory Andry TGV no resaka tao anatin'ny dinika santatra. Nikoropaka ny chef de région ary nanao izay handravana ilay dinika. Asa na nanao ahoana dadatoa ny tohiny ??
4. andrywui
(
30/07/2010 18:42)
Henonareo moa ry dadatoa fa tany amin'ny faritra DIANA dia hoe esory Andry TGV no resaka tao anatin'ny dinika santatra. Nikoropaka ny chef de région ary nanao izay handravana ilay dinika. Asa na nanao ahoana dadatoa ny tohiny ??
ssssshhhhh .... Tim and co vitsy an'isa kely no nihogahoga kely teo fa vao norahonan'ny prà de nitsoaka teo aby ry isany baradaka a! .....
5. xxwx
(
01/08/2010 13:17)
Miteniteny foana leisy ialahy wiwi a, dinika tsapatsapa io , raha tsy ny atody dia ny tainy , ka raha izao miseho izao dia TAY daholo no nahazo ny olona vitsy kely nanandrana nanao an'io resakin'ny mpitraina
Vao nanaomboka dia hoe be leotra ny HAT mpanao kolikoly, tsindry hazo lena, amnistie , tsisy zavatra zakan'ny FATY daholo ny resaka naroso , ny tany Toliara naika kila forehitra ny trano hanaovana ny resaka
Dia izao fotsiny santatra =tsapatsapa vodi'akoho ====>raha tsy adoty dia tainy ka raha izao misy sy hita eran'ny distrika 119 dia lasa TAIBE ity