MIALA RAJOELINA
1. xxwx
(
23/07/2010 11:10)
MIALA RAJOELINA DIA AROSO NY TENA TETEZAMITA
NY AN'IO RANGAHY IO TETEZANA TSISY MANJARY !!MITADY HO LATSAKA ANY AN-KADY DAHOLO IZAO
TSY ZAVA-BAOVAO AKORY NY TOKONY HATAO !!EFA NAMBARA TETO FOANA ,FA TSY MISY VOKANY SATRIA MANAO LOHAM-BOTO FOANA RAJOELINA
FEHINA MIALA TEO N'A ASORINA @ FOMBA REHETRA !!
IZAY IHANY NO FANAFODY

novalian'i xxwx ny 26/07/2010 08:04
2. xxxw
(
23/07/2010 11:37)
Efa eto izao i Sem CHISSANO dia tokony hatao ny handrosoana sy hanararaotana ny hitadiavana ny vahaolana @ntsika Malagasy , izay tsy mahay mitady vahaolana miaraka foana fa samy mitady sy samy be doika lava
3. AndriambyII
(
23/07/2010 14:48)
Dia hahita olona ho afa-baraka @ tsy antony ny malagasy raha mbola be kirina ihany io rangahy io !Tena azo lazaina fa tsy misy fantatr' io rangahy io ny @ politika malagasy ka dia mbola mitonatonana manao hitsin-dàlan-dririnina foana Ingahirainy Sisanolona.
4. xxwx
(
26/07/2010 08:04)
Mba misaina ve ty bilabila ty e??? fa anagaha izy ity heverin'ialahy sarety no entina ???
Firenena io ry tonton fa tsy sarety a!!!
Firenenea miala fanampiana ialahy donko mila dinika avy @ mpamatsy na @ alalan'iza io na @ alalan'iza izay solon-tenanan'ny mpamatsy
Be ihany y zefa ato izany leuleu!!