ELA ela zigzagzany !!
1. zigzag
(
25/07/2010 05:06)
tena elaela tsy teto ry mpisera namana !
fa reto akamatsika reto no andrasana Hanjaitra anreo Raiamanjeny miroro é!
ny ahy njay wiwiwiw sy lozotra zairiko tsara refa tonga ny fotona!!
mazoa fafinaretana daolo!
fa reto akamatsika reto no andrasana Hanjaitra anreo Raiamanjeny miroro é!
ny ahy njay wiwiwiw sy lozotra zairiko tsara refa tonga ny fotona!!
mazoa fafinaretana daolo!
répondu par pikatti le 26/07/2010 18:18
2. andrywui
(
25/07/2010 09:19)
zao ve de mba dinika ?
--nefa tsisy manala ...!
le anay resaka bois des roses sy le resaka chissano nalàna teo !
-tena efa misy "virus -na jiolahin-tsoratra" tafiditra mitsy ato amin'ny serasera ato kah ! ggggrrrrr ...!
--nefa tsisy manala ...!
le anay resaka bois des roses sy le resaka chissano nalàna teo !
-tena efa misy "virus -na jiolahin-tsoratra" tafiditra mitsy ato amin'ny serasera ato kah ! ggggrrrrr ...!
4. andrywui
(
26/07/2010 06:16)
dinika tsy politika !
dinika tsisy dikany ...
dinika mahasorena !
dinika toulouse be !!!!!
diniky ny mamon'ny maina ...
dinika tsisy valeurany ...
ny dinik'i batistoxic ... ! ------------ fafao teo ito ravatorano a! .
hon hon hon ..

5. xxwx
(
26/07/2010 07:39)
Aza mimenomeno e, firy ny folaitra nataon'ialahy teto izay kay leity bekoretaka !!!
Ialahy ihany no mamafa ny dinik'ialahy ao , kou inana ary ty!!
Sady ny dinik'ialahy resaka atody akoho lahimôka lava zao !!!
Ialahy ihany no mamafa ny dinik'ialahy ao , kou inana ary ty!!
Sady ny dinik'ialahy resaka atody akoho lahimôka lava zao !!!
6. pikatti
(
26/07/2010 18:18)
Kay klé, ary tena mitalaho be elah ato zany rawxi hoe faofao e, kiii, andraso aloha fa aza maika e, marary fo tsy @ napà fotsiny ao bainn
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]