salama daholy ry namana rehatra
1. cartina
(
23/07/2010 17:17)
salama daholy ry namana eto @dinika, izao mba saika itady gasy mahay teny norvegien sy mipetsaka aty norway , de misotra mialoha
novalian'i cartina ny 11/08/2010 21:10
4. Lejoba
(
11/08/2010 15:44)
any Stavangäer misy fianakaviana gasy efa ela tany dia mahay miteny gasy sy norvegiana
5. cartina
(
11/08/2010 21:10)
de omeo azy ary ny numero nakay sy adress mail basy , rahotra bogosy izy, sady izy koa mahay teny norvezien vomaisa tena tiako izy raha izany
