AIZA IHANY IZY T'Y RY TGV , MBA ASIO KABARY KELY ALOHA FA SAO HEVERIN'OLONA FA MATY INGAHY
1. xxwx
(
21/07/2010 18:54)
MILAZA AZY HO MAFIBE IALAHY RY TGV KA AHOANA TSISY APOAKA FOANA E
FARAN'IZAY TSOTRA INDRINDRA NY FANONTANIAKO
AIZA IHANY IZANY HOE ENIM-BOLA DIA HO AFAKA @ FAHANTRANA NY MALAGASY,AIZA??? INONA NO ANTONY SARIMBAVY IZAY TGV TSYMAHAVZLY!!

répondu par Noue le 25/07/2010 17:34
2. andrywui
(
21/07/2010 19:05)
HON HON HON HON
MORAMORA LESS BATISTA FA INN ARY TY MAMPISENDAOTRA ANLAH LAVA TY ?
ARY ELAH TENA TSY NIANTSO ANAH TSONY ZANY A? ZAY ZANY ? ...
VIVE TGV ....

5. diloo
(
21/07/2010 20:36)
Kiii! voapetsa sahady ny GTTAR vao miditra eto kle.
Efa miteny an'elah aho rawikiwix, raha mba te ahazo rariny elah, dia mandehana mipelaka an'i jeannot lapin ao madagetotra . Any anie kozy no tena sahazan'elah e, miaraka amin'ny fozan'ny barikadimy ao sy ny orkestra DJ Tétard.
Io ndray elah hiprovoc ny sasany eto. Avoakan'ny sasany eo ilay madama be an'elah iny fa ataovy ihany!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol.gif[/IMG]

6. andrywui
(
22/07/2010 14:37)
Vita tsisy sommation lisany fa manaova zavatra tafahoatra amin'ny Fanjakana eo anie e !....