You are here: home > Forum

Passat Sw Tdi 140cv.Belle AFFAIRE

Lohahevitra : Fiarakodia
Fitohizan'ny hafatra : Passat Sw Tdi 140cv.Belle AFFAIRE
Valiny : 7
cyril - 23/06/2010 21:04
Prix : 10 900 €
Ville : 54390 Frouard tél:06 15 32 40 21
Année-modèle : 2007 Kilométrage : 109 550 KM Carburant : Diesel
Boîte de vitesse : Manuelle

Passat Sw TDi 140cv 109550km juillet 2006
confort2 boite 6vitesses clim auto bizone rétro
électrique dégivrant,radar avant et arrière
régulateur de vitesse esp commande au
volant ordi de bord...entretien garage
VW.2ème main .CT sera effectué lors de la vente
Prix véhicule 10900 euros vous ne révez pas
pneus avant sont à changer et distri non faite (à faire à 120000km 580e chez VAG) d'où ce prix ..mais qui est ferme!!!pas d'échange ..Cordialement
Valio | Miverina eny ambony
hery - 23/06/2010 23:03

Tokony ao amin'ny http://bizna.serasera.org angamba no nampidirana an'ity
Valio | Miverina eny ambony
cyril - 23/06/2010 23:29
Ampidiro any ilay iray e, raha azo atao fa lasa niverindroa ny hafatra nalefako , samy mety raha ny fandinihiko azy satria lasa sarina vam fotsiny ve no alefa eto na pièces détachées izany
Misaotra
Valio | Miverina eny ambony
hery - 24/06/2010 00:27
Ampidiro ka, ianao no mivarotra fa tsy izaho

Izaho ve efa sady hiantoka tsena no mbola hivarotra indray :-p
Valio | Miverina eny ambony
cyril - 02/07/2010 18:34
Lasa ihany ilay vam 10.500€, misaotra e, mba te handray anjara kely @ famporisihany serasera fa tsy mahay , aiza no hitondrana anajara biriky
Valio | Miverina eny ambony
fozabe - 02/07/2010 19:12
Valio | Miverina eny ambony
fozabe - 02/07/2010 19:13
Valio | Miverina eny ambony
fozabe - 02/07/2010 19:13
Valio | Miverina eny ambony