26juin

1. locl ( 24/06/2010 09:22)
Ary ny Foza aty Suisse toa tsy sahy hanao fety e! Zay koa vonona hanome cadeau azy, fozaorana ao aminy Lac
répondu par pikatti le 24/06/2010 14:48
2. terrywui ( 24/06/2010 09:34)
NY TIA TANINDRAZANA REHETRA EFA NAKATY MADAGASCAR DAHOLO HANOME VONINAHITRA NY FIRENENA E
NY MPIVAROTRA SY MPANOSIHOSY FIRENENA ARY NY TSY TIA TANINDRAZANA SISA MIALOALO ANY IVELANY ANY MANAO BE VAVA ANY .....
3. ouioui ( 24/06/2010 09:35)

Hafa ihany ny t@ andron'i Dada, mbola ho avy ilay maraina ,
Matahotra ny ratsy nataony koa izany ny foza any Suisse hihihi, omeo ny sahaza azy raha mitady
4. terrywui ( 24/06/2010 09:35)
EEEE ... NOFY SISA ....
5. ouioui ( 24/06/2010 09:46)
Ka ahoana efa tsy eo efa iray taona sy tapany R8 mbola mifezaka sy mbola R8 foa no hatahorana ??? Mahery R8 fa aza bekafara e, taiza ialahy mbola nahita président , teo aloha mbola nahavita an'izany ??? Mahery vaika ny Filoha hajaina MARC RAVALOMANANA
6. terrywui ( 24/06/2010 09:59)
tsisy mataoatra ravalo eo ry ouioui fa ny fika hanagejana mafy azy tsy hikofoka mitsy no atao zao a!....ny porofo rehetra efa eo antanana daholo izao ! zay no nanemorana kely anle tribunal fa aza mifaly alou locl
7. pikatti ( 24/06/2010 14:48)

Mahery vaika ny Filoha hajaina MARC RAVALOMANANA
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/aplausos.gif[/IMG]Hitan'elah no tena marary an-drawix klé, [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]Aoka izay ouioui a, tapaka lalan-drà eo ny akama klé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0407