AZA TERENA IZAHAY HAMOAKA NY HEVITRAY2 EEEEE.....
1. terrywui
(
23/06/2010 14:09)



IO IHANY NY LOGO MANARA-DALANA FA MITANDREMA ISIKA VAHOAKA AMIN'NY FITAKA ATAON'NY MPIONDANA EFA LANY PASY A ...
- NY SASANY TENY RATSY SY OMPA SISA ATAO , NY SASANY MAMORONA LOGO , NY SASANY MANDRAHONA HANALA PS SY IP , NY SASANY ....NY SASANY .....NY SASANY ....ETC
IO IHANY NY LOGO RAHA TSY ZANY DE
novalian'i ouioui ny 24/06/2010 08:54
3. swnan
(
23/06/2010 14:14)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/crazy2.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/crazy2.gif[/IMG]TSY MISY MANDEHA E XAO MIALA AMPIANARINA MANAMBOATRA LOGO
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/haha-rire-395.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/haha-rire-395.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/haha-rire-395.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/haha-rire-395.gif[/IMG]
4. terrywui
(
23/06/2010 14:23)
ataoko speed be letsy ny mampiditra anazy de misy fesona ny sasany a!!...sady tsy koà amiko letsy io na miainga tany daolo aza a !..
5. swnan
(
23/06/2010 14:26)
Aleo hampaanarina ialahy fa tsy mahay tsy misy hafa @ foza rehetra ihany
6. terrywui
(
23/06/2010 14:45)
fa elah ve tena mahay sy mahita milay noho izaho e!!?? nenah anie lety ny smileys alefan'i hery amiko direct mihitsy e !!.. itony izy daholo raha haka elah 





bobaka be aty ampaosiko raha mbola mila elah !
bobaka be aty ampaosiko raha mbola mila elah !
7. ouioui
(
23/06/2010 15:18)
Aza mitomany mpileleka izany papa a, manaova lehilahy fa tsy mitomany tiavina lava ty efa fantatra izao fa fomba pelaka hihihi
Fantatr'ialahy tsara mantsy ny fomban'ialahy kay
NY SASANY TENY RATSY SY OMPA SISA ATAO , NY SASANY MAMORONA LOGO , NY SASANY MANDRAHONA HANALA PS SY IP , NY SASANY ....NY SASANY .....NY SASANY ....ETC
8. terrywui
(
24/06/2010 07:25)
hatramzao alouha de hanihany sisa hamalianlaisany anah fa tsisy valiny mitombina mitsy na iray aza !...za angah mimeme amlaisany ! le mpanosihosy tanindrazana ireto !!! ary sao ary de mpetraka any ivelan'ny Madagascar laisany ireo e?? mety any ivelany any laisany de tsy zay no mahatonga anareo tsy mahatsapa ny hamamin'ilay Nosy Maintso de manivaiva sy ny manosihosy tsy koà aminareo tsony satria efa mahita ny firenen'ny hafa tsara tarehy any !!
9. ouioui
(
24/06/2010 08:24)
Fa inona no tena hevitr'ialahy fa tsy misy fantatra na iray aza hihihi, asorina ve Rajoelina dia soloina sa inona ????sa hampidirina any am-ponja ???be loatra ny loza vitany t@ vahoaka izay mantsy !!
10. terrywui
(
24/06/2010 08:51)
loza nitan'i dada no be loatra fa aza avadika ny tantara tena nisy !! vono oul 3000 lahy tam 2002 vono oul 300lahy tam 2009 vono oul matetiteika ao ambohitsirohitra (oh : ravolomaso rugbyman , mme olga douaniere sns.....)
