VITA KETSA FARA VELOMA

1. Ronaldo ( 22/06/2010 15:36)
IZAY NO ALEHANY REHEFA KALIFIKASIO NANGALARINA T@ IRLANDAIS
eo @ 9' eo ilay tanàna mpangarona
2. Ronaldo ( 22/06/2010 15:37)
Voahozon'ny Irlandais , mahazo pizza iray isakin'ny misy but maty ao anaty arato Frantsay
3. zandikely ( 23/06/2010 00:28)
Ny frantsay dia maneho ny mahababakato azy ireo mihitsy. An'ingahy Domenech koa dia tsy nety nandray ny tanin'i Perreira mihitsy...
Marina ny voalazan'i Maradona hoe mihevitra azy ireo ho inona ny Frantsay nefa tena tsy misy ilana azy, fahalalam-pomba aza mila ianarana.
Tsy mahateny koa i Platini mpihatsaravelatsiny, variana mitsikera ny hafa, nefa ny azy tsy hitany.

4. pikanety ( 24/06/2010 21:41)
izany re no fomban'ireo frantsay ireo e ,mihevitra ho ambony noho ny hafa foana,dia rehefa voa dia mitady bouc émissaire ,tsy mahatanty resy .
5. milamm ( 25/06/2010 13:00)
ampina an'i ekipany lippi mpanao vitamboka ko reo de ao tsara les ronaldo a
6. LionelMessy ( 03/07/2010 13:11)
Frantsay manambony tena nefa tsy alehany , tsara ho azy tsara iny namboarin'ny Afrika Atsimo iny aloha e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0901