ZAY ZANY E SAMIA MANAO VOADY ETO DAHOLO ARY FA TSY HIVINANY ETO TSONY E

1. terrywui ( 16/06/2010 20:36)
ZA NO MISANTATRA AZY VOALO : IZAHO ANDRYWUI DIT TERRYWUI DIA MAMPILAZA SY MANAO VOADY FA TSY HIVINANY ETO TSONY FA HANAO DINIKA AMPAHENDRENA AMIZAY MANOMBOKA IZAO !!!




DE ALEFASO KOA NENILAISANY ARY !!......
2. terrywui ( 17/06/2010 08:32)
MIANDRY ANAREO HANAO VOADY RY LERETO A! SA MBOLA HANOHY NY HADALANA FANAO ETO IHANY NAREO ?

HIANTSOAKO NY ADMIN MANKO!!!
3. terrywui ( 17/06/2010 08:48)
Ity aloha ny LOGO n'ny faha 50taonan'ny Fahaleovan-tenatsika Malagasy ! tsara tarehy be ....



4. locl ( 17/06/2010 09:07)
Za dia manao voady eto fa tsy maintsy mi-critique ne FAT, ary mivoady koa ny tsy maintsy hanonganana ny FAT
5. AndriambyII ( 17/06/2010 10:50)
Fou fou fou mazy mazy ! nilatsahan' ny fanahy masina ve ra wuiwui ?? miaraka @ bagéty mazika sy ny satroka icône ! hi hi hi hi!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0887