aok'izay letsy rapika sy faly kely sy diloo le resaka hors sujet fa manimba le serasera a
1. terrywui
(
16/06/2010 14:51)
aleo letsy tena hampiady politika marina isika amle resaka fa lasa resaka misamboaravoara fotsiny le izy fa raha te hiresaka combat amiko elaisany ireo de antsoy amn phonko ah na andao hifanao rdv zany ,...fa lasa tsy mazoto le oul miditra serasera amin'ny adinlaisany miresaka vitsika sy petrol lava ty! ....aleo atao resaka tena serieux sy tena politika marina le ato letsy azafady a! de mba aoka izay io bekiraro zigzag vendrananlah io fa tsisy dikany ! tsisy valeurny amiko ireo !! otrizay koa elah diloo ,faly kely ,aokizay io resaka hors sujet nlaisany io fa tsisy hiresahan'ny olona lehibe! ny ankizy any antokotany!!!!... na mankanesa any amizany vondrona zany any laisany de any mifanasa vangy sy mifanopanopa ! n,enah koa letsy rapika raha resaka mifanala sy mifandrangitra tsy koà fa ity teny ratsy ataonlah lava ty no tsy laniko le...za lety tsy miteny ratsy zany a!!..zay no tsy hireveko anlah ! io teny ratsinlah tsisy olo-pady sy vehivavy io intsony fa mangetongeto-bava manimba tontolo iainana politika eto fotsiny sady manamaimbo rivotra !!...
.noho izany arretéo amzay le hors sujet sy teny ratsy fa "HEVITRA SY VALINY" vrai alefa eo raha sahy laisany !....d'acc?...tsisy kankay ary...
.noho izany arretéo amzay le hors sujet sy teny ratsy fa "HEVITRA SY VALINY" vrai alefa eo raha sahy laisany !....d'acc?...tsisy kankay ary...
novalian'i terrywui ny 16/06/2010 20:33
2. diloo
(
16/06/2010 19:51)
aleo letsy tena hampiady politika marina isika
Enfin leitsy Toi izao vao tonga saina! Dia hendre tsara amin'izay ary adaboy ny Hin!Hon! sy ny sisa.
Raha mbola mivaralila eo i Toi,fa tsy manao dinika Politika fa manao roi des fous eo, dia miverina amin'ny Toi ny boomerang.
Ny zavatra tsy tsapan'i Toi, dia narahiko ny kilalaom-poza an'i Toi(j'ai joué ton jeu de lapin).
Eritreretin'i Toi kosa anie ry Terrywui e, anisan'ny mpisera sérieux mandray anjara dinika politika teto aho, saingy gafin'i Toi ny filamatrin'ny mpandray anjara eto. Any ka voan'ny attaques tout azymut Toi.
Setrin'ny fitsapan'i Toi:
Izay tonga no arabaina.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/aplausos.gif[/IMG]amin'ny ezaka.
I Rapa izay respecté-ko ohatra, na dia tsy miombon-kevitra aza izahay, dia mafonja sy miaro ny heviny ampiralahina.
Koa dia ho hita eo i Toi, na tena andray anjara, na hanakorontana toy ny mahazatra.
Izay tian'i Toi fa izaho, totokile, dans toutes les situations.[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/copains-9247.gif[/IMG]
3. zigzag
(
16/06/2010 19:59)
i dilloo no miresaka am lah fa tsy za ry wiiwiwii an!!
efa koziko am lah fa tsimaintsy miverina am MALAGASY ny vola nangalarin'ny TGVoud sy ny troupe-ny ka raha BITRO B ialah d masaka anaty vilany b fa raha bitrokely d mila amboarina kely fotsiny !
efa koziko am lah fa tsimaintsy miverina am MALAGASY ny vola nangalarin'ny TGVoud sy ny troupe-ny ka raha BITRO B ialah d masaka anaty vilany b fa raha bitrokely d mila amboarina kely fotsiny !
4. terrywui
(
16/06/2010 20:33)
zao anie le tena fandehany e nenlaisany refa ts mitovy hevitra amlaisany de manakorotana zay !! zao anefa ::::za de tgv foana ary samia mitana ze heviny sy dinika alefany tsisy vinany tsony !! ary tsy asiana mifanala fa ny resaka sy ny hevitra alefa ka raha mandefa ny hevitro ah de tsy milaza mitsy fa za homba anilaisany fa ny de tgv fona hatram farany ary samia ary MIFANAJA amzay de samia mamoaka ze hainy laisany na vava na pan pan pan mande daholo sady hanananay tsara io
