Raha tsy manamarika ny Frantsay, maharesy .....

1. LionelMessy ( 17/06/2010 17:20)
Raha tsy maharesy eto ry zalahy ireo dia ahorony ny entana lalàna mody asiana olona
Maxique vs Uruguay efa ho match nul io
novalian'i hery ny 18/06/2010 08:21
2. sitlo ( 17/06/2010 20:33)
Tsy lasa alavitra amin'io taranja io izany ianao la frantsa a... hahaha

Asio main indray aloha ry T Henri fa tssssssssssssss
3. vuvuzela ( 17/06/2010 22:32)
samy nihitsana na ravalo na i radomelina e
match farany dia ravalo vs radomelina
i mexique vs Uruguay EFA HO MATCH NUL
4. hery ( 18/06/2010 08:21)
Aleo ihany Irlande no nandeha tany Sud'Af. Tokony ho menatra koa i Platini nanohana an'ireo ekipany ireo tamin'ilay Main nataon'i Thierry Henri nahatafita ny Frantsay iny.

Mbola misy chance kely ve i Frantsa?

Raha mandresy an'i Sud-Af izy aloha (mbola tsy hay) ka mandresy an'i Mexique i Uruguay na mandresy an'i Uruguay i mexique dia mety hisy fikaontiana baolina maty sns.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0937