T'Y VAO TENA TAMBABE

1. TEGEVE ( 17/06/2010 19:28)
Vonjeo ry marina fa tsy fika eee, efa tsy manaiky handroahandroana Ramalagasy , izaho kosa aloha tsy havita hanagadra olona aman'arivony e
VONJEO FA TENA GRAVY TY MARINA E
MIHETSIKA DAHOLO RY ZALAHY AIZA I CHARLES LILISON E
répondu par swann le 21/06/2010 09:58
2. andrywui2000 ( 17/06/2010 20:20)
Hihafia ao aloha fa izay no tadiavina fafiriny ny nanaovanao anay hihihi makà tsirony e
3. 3188 ( 17/06/2010 20:46)
4. 3188 ( 17/06/2010 21:05)
5. 3188 ( 17/06/2010 21:10)
ho an'ndrawix sy ny foza e!
6. ramarosokina ( 18/06/2010 07:35)
Tsy ta hahita an'izany TPI agny Suisse izany aho Rajoelina fa dia miala tsiny aminao, izay hifanarahanareo ao ,
Razanamahasoa hihomezan'ny Interpol sy Zuma fotsiny , mitady an-dr8 ho hakiditra fonja hono Ramatoa nefa izy aza sy ny HAT tsy misy mankato akory,sady tsy mahay lalàna fa botobe petatoko fotsiny, kitoatoa BE,jereo TSARA ny voalazan'i Me Hanitra
Miandry ny hidiranao fonja daholo ny olona tsy manan-tsiny nampirinao any Antanimora , Tsiafahy sns
7. swann ( 21/06/2010 09:58)
ramarosokina =
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0563