raha tsy pan pan pan no mahazo an'i dada de executé na tadimody eo Analakely izy hono .....

1. terrywui ( 16/06/2010 09:43)
zany zao no resaka malaza eto am tanana aminizao andro zao hoe vao tonga eo iny mpamono olona iny de pan pan pan na executé na be loatra ireo vahoaka matiny !! ka izay mpanohitra sy mpiondana miseho mitomanimany azy sy manohana azy eo ko de executé na miaraka aminy eo koa
novalian'i locl ny 17/06/2010 09:09
2. terrywui ( 16/06/2010 09:44)
betsaka anie zany olona 300 notifirin'i dada zany fa odianareo fanina manko izy zany na hamarininareo foana e! ka ze mamafy rivotra de....ka midira dada an ..midira dadanay zany oo
3. Mirananirina ( 16/06/2010 10:07)
t@andron'iza no tsist faty olona aloha lazao.@izao fotoana tgv izao ve tsy nisy maty novonoiny mihitsy na mivantana na tsia?????
4. terrywui ( 17/06/2010 08:49)
ity ary mba ho fiarahako miory aminareo amin'izay andro zay e!
5. locl ( 17/06/2010 09:09)
De ho hita eo izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0603