aiza lé sosibé???MBOLA MANDAINGA iany rainilainga LEbén'i SATANa iééééééé

1. falimanana ( 12/06/2010 09:05)
Noheverin’ny FATE fa mora fitahina ny vahoaka ka notsahony fa afaka anavotana ny Firenena ny vidin’ny vy any Soalala. Hatreto aloha tsy mbola voarain’I TGV sy ny forongony ny vola tokony harotsaky ny Jean Claude«Consortium WISCO» hitrandraka ny vy any Soalala. Arky ny fanazavan’Atoa Jean Claude izay mpahay toe-karena dia famotsim-bola maloto no asan’ireny vondron’orinasa atao hoe «Consortium» ireny. «Tsy voaloa io vola io» arky ny nambarany «satria tsy ampy ho an’ny Banky miara-miasa amin’ny WIsco ny antoka momba ny fifampiraharahana teo aminy sy ny FATE». Sava-dehibe amin’ny fikirakirana vola eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny fahamatoran’ny fanjakana ifampiraharahana sy ny maha-ara-dalàna ny fitondrana. «Tsy azo antenaina ny hisian’izany» hoy Atoa Jean Claude «satria fantatra ihany koa fa efa manara-maso fatratra ny momba io raharaha ion y fanjakana Sinoa»
novalian'i diloo ny 14/06/2010 12:26
2. falimanana ( 12/06/2010 09:10)
force one amidy d mahavita sakafon'ny gasy 5 taona ²ééé!!!!
aza mba DONDRONA iany sy sankalité
3. 3188 ( 12/06/2010 13:34)

falimanana:

force one amidy d mahavita sakafon'ny gasy 5 taona ²ééé!!!!
aza mba DONDRONA iany sy sankalité
hors sujet @ antsoin'i ra wiwi ny foza kou
4. milamm ( 12/06/2010 13:56)
marina,falimanana
1. @ maha-fanjakana tsy ara-dalana ny fat dia tsy hana-kery eo anivony fifandraharahana ny lalam-barotra iraisam-pirenena io fifanarahana io noho izany ho very saosy eo ny wiscom

2.iza moa ireto wiscom ireto,araky ny fanambarany >misahana ny fandraharahana fitrandrahana harena ankibony tany era-tany dia nanao fifanarahana @ China African Development Fund(CADFUND)eraky afrika izy ireo.Tsy miankina tanteraka @ governemanta sinoa akory fa nahazo alalana @fanjakana sinoa miaraka @ National Development Reform of China ny wiscom eo ambany elatry ny Wuhan Iron & steel mpanodina ny akora vy lehibe ao Sina.

3.io fifanarahana antsokosoko io dia nokotrehany fat ny septambra 2009 ary nosoniaviny solotenany izy ireo 8 May 2010(iza no ministry ny ind.miniere farany izao izay tompon'andraikitra miaraka @ lavanify )
Ireo drafitr'asa wisco ireo dia ahitana iron ore reserves of over 2 billion metric tons (tonnes). (Edited by Sun Huanjie, sunhj@xinhua.org)

Farany ny rainy lavanify no aoambadik'io raharaha ioizay halany frantsay sy ny amerikana ary lazainy izy ireo fa famotsiam-bola maloto
5. fijo ( 14/06/2010 11:22)
nareo lehiretsy dia mamely mafy ireto foz amihitsy.avelao re mba hietsika kely ry zareo,fa izy anie tsy hoe handroso fa hiemotra e
6. diloo ( 14/06/2010 12:26)

avelao re mba hietsika kely ry zareo

Tsy misy manakana eo ka! Ny ankamaroany toa i ra-diloo ohatra, miezaka manokatra dinika hoan-dreo fa eie! Asa resaka kalite angamba ka mavaka ny ankamaroam-poza.
Hoy ry zareo hoe: Andraso eo paoly!
Izao manjary manao dinika unilaterale tsy fidiny.
Mitsangana leitsy Toi ra-Terri sy ra- Bazy fa marina ny fomba fijerin'ni Fijo.
Tsy tain Toi sy ra-Bazy fa hanao gentil aho oe![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/copains-9247.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0685