madagasikara mahafinaritra ho simbain ny mpanao politika
2. wxxx
(
14/06/2010 06:54)
Tsy manana an'izany qualité de izany intsony depuis FAT , very saina @ fidadiavana izay ho hanina ny Malagasy,ny HAT mampanantena kintana sy masoandro,inona fa tsy fanaovana tsinontsinona,izao mody hoe fety tsssss vola laniana sady fety nasionaly ataon'ny "star internsionaly" hihihi efa tena sareraka raFATY , tsisy hiandry ny handravanareo ny tany manontolo eo fa vitainay ny raharaha
5. terrywiui
(
14/06/2010 18:25)
Zà koa aza izao efa mba hiditra mpanaran-dalàna @ izay kou, tena tsy lava fa mihafeno jiolahy ny tanàna e
6. terrywiui
(
14/06/2010 18:25)
Zà koa aza izao efa mba hiditra mpanaran-dalàna @ izay kou, tena tsy lava fa mihafeno jiolahy ny tanàna e
