Miraisa hina re ry Malagasy
1. Noue
(
12/06/2010 12:58)
Miarahaba ee !
Saika mba hanontany oe sao dia mba misy manana ny tonon'ity hira ity ianareo.
Miraisa hina re ry Malagasy
K'aza mba misaraka
----------------------------
Ho any Tanindrazana
Misaotra mialoha eee
2. sitlo
(
13/06/2010 20:16)
tena tsy haiko izany k'ityyyyyyyyyy
3. Noue
(
14/06/2010 09:20)
Nisy nanome ahy kely indray ity eee
Taloha , taloha
Ny kely tsy mba mamindro
Taloha , taloha tsy afaka miteny
Nef'izao ankehitriny izao
Olon'afaka ianao
Taloha zanantany no niantsohina anao
Nef'izao no tadidio
Tena afaka madio
Madio tsy misy intsony harakaraka
Miraisa hina f'aza misaraka
4. walte
(
22/07/2010 09:03)
Ry Malagasy รด miraisa saina,
fa marary ity Gasikara
Ity tany efa maina sy ngazana
Efa akaiky dia ho potika ity tanindrazana!!!!
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.6166