fahatongavan'i DADA iany!!ok???

1. falimanana ( 15/06/2010 13:45)
répondu par 3188 le 17/06/2010 18:45
2. terrywiui ( 15/06/2010 13:59)
MISAOTRA FALY A,ANY @ DADA NY LAKILé? BOBO SY CARTER MITOVY @ DJ RAJOELINA
3. wxxx ( 15/06/2010 14:53)
Hihihi nifona wiwi izay ary ny an'ingahy ,mendy ny foza hihihi
4. terrywui ( 15/06/2010 15:06)

GOAGOAKA AMIN'NY KALACK MIHITSY I DADA NAREO VAO MIGADONA EO IVATO EO !! LANY AMIN'INY NY CARTOUCHE NA MASS36 IRAY FA JEREO ANGA MOA E
5. terrywiui ( 15/06/2010 15:16)
Ataovy sarika ambozmaty e jiolahy mitovy lanja na Carter na dj
6. terrywui ( 15/06/2010 15:18)
AJANONY LETSY IO FA ELAH ANIE REFA ATAOKO TSY MAHATANTY RAPIKA E !! NENLAH TSISY FARANY MITSY !! ANDEFASAKO DANIELLE EO ELAH NY FARANY ...... LE DANIELLE RY AKAMA ANTSOY KELY FA MAFY TETY LETY A ....
7. wxxx ( 15/06/2010 15:50)
Fentsona BE ndray wiwiwi ato zany leuleu hihihi
8. terrywui ( 15/06/2010 16:46)
PIKATTI, XXX3 ,XXXW, BEKIRARO, ZIGZAG, BEKINTANA, TERRYWIIUUIII,.... FOPLA manaova ps hafa vaovao ndray lety a!.....de manopanopa be eo ndray fa ny IP nlah mitsy no ho afaka eo vao tonga saina elah oe kay zahako ty demony
9. pikatti ( 15/06/2010 19:50)

Ataovy sarika ambozmaty e jiolahy mitovy lanja na Carter na dj
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-sourire-respect.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-sourire-respect.gif[/IMG]
Marary mafy koa elah ato zany rawix klé ,ataovin'elah ihany manompanompa mpisera eo fa tonga elah de tsofiko[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/mdr-cochon.gif[/IMG]
10. koula ( 17/06/2010 18:07)
Dada wa ny grand eto tanana ka tsy maintsy ho avy izy handr1 ny adkle ,d amzai taraiky doly ny fouzzzzzzzzzzaaa rht indrindra fa jeneraly ramarson
11. 3188 ( 17/06/2010 18:45)
aona ndray io sarin-ndrawix io ambony io.efa mihitatra be ny vavan lery @ lay mitatatata fona tout le jours
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0616