hiangaviana ny Admin na i Hery mba hanala an'io terrywiui FOPLA io fa lasa otran'ny hoe dondrona zany koa ny bandy aminio ! OK

1. terrywui ( 15/06/2010 12:13)
Raha azo hatao de palao hatramin'ny IP n'ny ordiany sy ny PCrehetra ampiasainy ny PS rehetra io faizo any daholo fa heverin'ny olona fa tena izaho tokoa le vendrana Mpanohitra Fanjakana io !
---mino izahay fa mba asiana valiny ny fitarainanay TGV ato amin'ny serasera.org

vive la democratie !
vive tgv
vive la france
allez le bleu ! allez le bleu .....
novalian'i diloo ny 15/06/2010 23:08
2. terrywui ( 15/06/2010 12:38)
merci amn admin izay ao nanoina ny antsonay e !


merci ! fin
3. wxxx ( 15/06/2010 14:48)
Misy mifezaka BE ato leuleu hihihi Fanina 100% wiwi hihihi
4. terrywui ( 15/06/2010 16:43)
nenlah efa trop fa tsy haiko raha mahatanty elah raha ataoko kely na ho tonga fofona !!...elah iany anefa no mitarika trop eo ! vao mivoaka eo fotsiny anefa danielle defa haiko ny fiakatrelah mi telefona eo !.....
5. pikatti ( 15/06/2010 19:55)
Taiza leisy no natahorako ps teto klé[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]elah aloha tena voahendin-dry zalahy e[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
6. diloo ( 15/06/2010 23:08)

toovs - 15/06/2010 13:51
hahaha, tsy hitako indray izany presudent izany. nfanakaiky loatra ny "i " sy ny "u" ka dia ilay "u" no voatsindriko.

Elah oa aza be lesona sy be konetaka[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/B%E9b%E9s/bebe-qui-pleure-1.gif[/IMG].Tena saika voan''i Toi aho amin'ny fanovan'i Toi ps eto.
Tratra ny fikan'iToi mody miala zigila tsy ho Toovs.Izay nolazaiko an'i Toi foana hoe ny ADN toi mora hita sy kobo foana.
I toi izany no Toovs lahy tahakan'i Andry Tena Gidro Vendrana. Hitako i Toi mividy sy mirevy ankondro be ao montreuil.
O leity ra-Terry a, hovay TerryWood tahakan'ny Hollywood ndray ny ps elahy.Mendrika an'i Toi io satria i Toi eto tena acteur malaza ny sera.Soa ihany fa eto Toi mba misy animations.
Dia fifaliana no manolotra an'i Toi ny Palme d'or ny serasera.
Sambatra i Toi malaza be:

Toovs lahy tahakan'i TerryWood ve! Normal raha palmé!

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
Avohay kely indray aloha ilay fourche menan'i Toi iny.Teteky mitafa ndray.[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Divers/000a4.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1146